malaelo : malaelo re te anadino ny lasa

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation malaelo : malaelo re te anadino ny lasa

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 18)
  • Auteur
    Posts
  • #22322
    Anonyme
    Inactif

    ka mety mbola tiany anie le ex e ny lasa koa anie sarotra adino ee

    #22347
    Anonyme
    Inactif

    Courage fona e! marina mints lé oe zé ratsy nataony tadidio! refa tsy tia izy de mitoto koba atavy e! avelao izy any de zé mba mafalifaly anao atao! mandehana metsena de miresah @zé olona rehetra mampiresaka anao mba tsy D ibahana loatra ao an-tsainao izy. Tsy midika izany oe eraho a! fa miresak ftsny

    #22485
    Anonyme
    Inactif

    merci a ts tamin ny valiny marina ny oe devoli reto a . depuis un an zay nivavaka za nanaraka ny tompo d tena mety b ny fiainako ary ny fisiny dia adinoko tatanteraka . ary alako aza izy zao fa tsy mametraka alaelo aminy za satria zay no napiana rin tompo ahy . g la paix envers lui . merci merci afaka tateraka za . mety b ny fiainako . la seule solutio c LUI . y a k lui . c DIEU

    #22636
    Anonyme
    Inactif

    fa angah tsy hainao lr hoe raha olona ray no tsy tia mitoto koba hatavy mitadiava fitiavana hafa d mora ny manadino na d hoe juste pour oublier fotsiny azae!

    #22935
    Anonyme
    Inactif

    Bjr daolo, vao tonga eo za dia mi interessé ahy ilay resaka.je sors ou plutot sortais avec un karana.nifankatia be izahay ary izy mivady dia tsy mifankahazo koa lasa mikorontana be izy.il veut pas couper le pont pourtant ca m arrange pas.qu est ce que je dois faire , je l aime encore et pourtant c est un gars tres instable etant donné que tsy mety son menage.J ai essayé de le fuir et pourtant il a tout fait pour me retrouver.je sais plus quoi faire.Il m ecrit et apres il disparait ndray, tsy azoko intsony ny zavatra tadiavina.je veux avancer pourtant j arrive pas.je suis mariée

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 18)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: