Que pensez-vous de Andry TGV ?

Accueil Forums Politique et actualité Que pensez-vous de Andry TGV ?

5 sujets de 26 à 30 (sur un total de 149)
  • Auteur
    Posts
  • #20525
    Anonyme
    Inactif

    il est idiot,tu est idiot,tadidio tsara t@ 2001 sy 2002 iny fa nisy olona izay nilaza hoe hahazo renault 4 (4L) daholo ny isa-tokatrano,aiza nefa izany eh?,menaka 1 litre aza izao tsy takatrin’ny tokatrano iray ka aiza ze 4L?,anh? aiza,isao hoe firy izay ny gadra politika any?

    #20528
    Anonyme
    Inactif

    vakio ny MADAGATE (forum KIANJA MADAGATE auteur « libre expression ») fa mampieritreritra .

    #20534
    Anonyme
    Inactif

    lery alou tsy azo hatao hoe olona maranitra e!

    TGV = Taimbava Gasy Ve ?

    #20537
    Anonyme
    Inactif

    ka taimbava fotsiny tokou ny an’tgv kou! ultimatum oe nefa inona akory? vasoka fotsiny sady ny tanàna tsy mivaotra fa vao maika mivaralila vao tonga teo lery.

    #20538
    Anonyme
    Inactif

    Tsy marina ksa izany baina fa tss,jerevo anie izao ilay greve tandroany,efa niteny ny prefet de police hoe tsy azo ato le izy nefa jereo fa vao maika be olona,izany hoe les peuples mintsy no mila fanovana…,hitanareo ve le style Ratsiraka mody makany andafy izy de asiny tofirina @izay ny panao Greve de rehefa tonga à izay izy de hoe za tsy nanome baiko,de jerevo hoe iza no mitovy style @ izay,fianarantsoa koa androany nanao Greve fa tsy nahazo olona firy fa nalaky feno Police sy genndarme ny Tanana.izany hoe efa I madagascar iray manontolo no Miteny de tonga zareo tsy mila tambazana 10 000 Fmg isan’olona vao tonga.

5 sujets de 26 à 30 (sur un total de 149)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: