Taranak'i RATSISIARANINA SY RAZANABAHOAKA VATOBE ANDROHIBE

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Taranak'i RATSISIARANINA SY RAZANABAHOAKA VATOBE ANDROHIBE

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Posts
  • #39887
    Razafimbelo
    Invité

    Misy mahafantatra mombamomba ny tantaran’i RATSISIARANINA sy RAZANABAHOAKA izay nonina tao Androhibe Vatobe sy ireo taranany (RAVELONATOANDRO,RAZAFINDRAHASY,RAZAFINDRAMBOA,RAZANAMAVO,RAZAFINTSALAMA,RAZANAMAVO,RAKOTO,RASOARAY,RAFARA)ve ato azafady?Izahay dia taranaka avy @ RAZAFINDRAHASY izay nanambady an-dRAMAROKOTO(niteraka an’i RAMANDRAIVONONA) zanan-dRANDRIAMAHANINA sy RASOAMIARANA.Mbola nanambady an-dRAKOTOMANGA avy ao Ambohikambana Behenjy.Misaotra izay mamaly.

    #39947
    RAKOTO
    Invité

    Miarahaba,

    Androhibe ‘nareo sa Vatobe? na mpihavana aza ireo, ny iray ery avaratra kokoa, ny iray eny atsimo kokoa.
    Manaraka izany, terak’Andrianjakatrimo, sa terak’Andriandambozozoro? Mety afaka hanampy kely anao ihany aho amzay kely ananako, raha voavalinao ireo.

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: