Gazetim-body : quand Facebook provoque la panique

Gazetim-body, littéralement, le journal des f*sses. Voilà le nom de la page Facebook qui provoque actuellement la consternation, le dégoût et la panique chez les Facebookeurs, aussi bien chez les femmes (particulièrement visées par la page) que les hommes.

Ouverte il y a seulement quelques mois par un(e) internaute malgache anonyme, la page réunit à ce jour près de 5000 fans, principalement des hommes. La particularité de cette page est de publier des photos de jeunes femmes sans leur consentement. Des jeunes femmes que l’on retrouve dans des positions plus que suggestives (visiblement, à une personne qui leur est proche).

Cela a provoqué un véritable choc chez les internautes, craignant de se retrouver, malgré eux, sur cette page. Un appel massif a d’ailleurs été lancé pour la signaler à Facebook, mais à l’heure où nous écrivons, elle existe toujours. Il se murmure qu’un membre du célèbre réseau social serait même prêt à octroyer une récompense de 2 millions d’ariary à toute personne susceptible de fournir l’identité de l’administrateur de la page.

Voilà encore un exemple du danger que Facebook peut représenter, lorsque vos données personnelles y sont utilisées à mauvais escient. D’autant plus que les criminels du web s’en donnent à coeur joie, sous couvert d’anonymat. Restez vigilants, en toutes circonstances, si vous ne voulez pas qu’un réseau social finisse par détruire votre vie à vitesse grand V.

S’abonner
Notification pour
guest

21 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
miuh

marihiko eto fa reo sary ao reo dia angalarin lé admin anlé page daholo!!! misy sary tsy mamoafady ao fa dia avoakan lay admin ao daholo! manalabaraka olona!

Thomas

Te anao aminy eo. Sad le slipo az salan’ny aloha natao aoriana. Sa zao n’y lamody ?

manohy

io alo zani de adalan ze mametaka sary hafaha ao amin profilni ao e! matoa ataoni ao reni sary reni de ef ts mis afenini tsony zani ko
Toro hevitra: mba fidifidio iani ny sary publiena ao am fb ao e

afabaraka

mahavariana ko ireto olona 5000 mahery mi LIKE be zao an le page!!!!! hitako tao i Meizah ni LIKE an io page io!!!! fa de ahoana mintsy!!!!!

zazah

Tsy mety kosa le hataon le admin . Hoatriny olon dehibe le izy

damah

Tokony tsy nofoanana ilay page.
Tsy mila consentement izany.
Matoa ianao maka sary miboridana dia efa dia hiseho publication izay ianao.
Fay izay ka

big lataka

o ra damah, mba omeo sarin ny bavinao na reninao miboridana de mba alefanay ao @ facebook mba jerena le fory e!!!!! hahahaha!!!! afaka lelenay ko zareo de omena sôsy kely ra mila e

tendryraby

« Qui sème le vent récolte la tempête »! Samia mijinja izay nafafiny ê! ‘Zao vô tonga saina!

rakoto mpanandro

zarin’ny zanako vavy zareo hitako tao a! sepotry ny henatra aho! mitondra makaiza nefa ity fandrosoana ity e?

Thomas

Tsy fandrosoana velively zao fa Tena fiemorana….. Mbol oela vo I Morgane. Vendra a….

ENTITRA

ho anareo vehivavy ko , mba mailo iany fa na dia tie ba anao aza ny sipanao aza manaiky alaina sary zany fa ny lehilahy nge adala e, REFA MISARAKA IANAREO DE APARITAKA AMZAY NY MOMBA ANAREO RAHA NOHO NY ANTONY AVY AMINAO NO ANTONY ISARAHANA, ny anio tsy ampitso ka mba mailo iany e!

Nathy Ratsimbazafy

atov ian sarinareo sipa b zesta io e.maivandou b nareo sip d zao n afaran

Salto Sedera

tandremo zan r anabavy malalako isany a!
mb fidio ihany ko le sary aseho @ public e!

Voary Fy Ramasy

mety @io angalana informaticien expere mits fa vitan maita anio

Da Silala

tsotra be, ry zazavavy, aza alefa facebook ny « sary intime, sy trop sexy »nareo de tsy hisy n zavatra ôtrzao…… ny hadalànareo ihany no mahatonga izao

Lizak Sisouny

mety nalefany olona natokisana kosa le iz kou . Nis sipa namono tena hono fa nis nandefa tamna page otranio sary niboridana

Da Silala

mapme oa l gasy e, miatsaravelatsih be lotra, hita fa sam tia anle page daôl matoa io mahazo j’aime bdb, ar sam mankafy mints, le sary miboridana alou de hadalanzay naka sary miboridana, atao inn mou sary miboridana? aveo le page « izay ankafizin maro » no omena tsiny… mbl aiz zan ref feno paparazzi n tanàna mdr!!

Vehivavy gasy

C’est incroyable !!!! Dia hoe faute lay vehivavy ihany fa nareo lehilahy mijery normal be ve!!! Mentalité de …. mba mivoara amin’izay.

armand

ka izy io koa maninona moa aderadera izy io fa tsy alaina sary angah tsy hay fa hoe otran’izao ny entanao ao
Izy io manko efa tratran’ny fivoarana ity na lamba efa tsy misy lava hoan’ny vehivavy nefa matoa raha io mbola atao silipo sy lamba hafa ny amboniny dia tsy zavatra tsinotsinona olona tsy misy dikany manko manao mampideradera maka sary miboridana io
Manana frere, soeur sy RAD anao io mahalala menatra fa tsy mitovy amin’ny biby reny

Tsiry

Lasa miteraka fahapotehan’ny kolo-tsaina malagasy ity FB ity satria ampiasiana @ ratsy fa tsy fivoarana; ka tokony foanana izy io fa manapotika ny tanora maro eto Madagascar, lasa tsy manaja olona ny mpisera sasany ka mitarika @ ratsy ireo tsy manantsiny mbola zaza saina

Aina

Il faudrait surtout identifier les personnes qui sont sur ces photos! Elles savent très bien qui les a prises en photo… peut-être sous la menace et/ou sous la contrainte d’1 pervers.e! Ensuite, remonter la filière…. Pour une adulte consentante, pas de soucis sauf moralement! Mais, le danger c’est pour les mineurs qu’il faut absolument protéger !!!

error: