Success stories

VIDEO. L’incroyable combativité de Razafiarison, championne du monde en MMA

Iony Razafiarison est un modèle en terme de combativité. Partie de rien, la Malgache est aujourd’hui championne du monde en MMA (Martial Mixed Arts ou Free fight). Récemment, elle avait déclaré « être fière de porter haut les couleurs de Madagascar » sur le terrain sportif.

Aujourd’hui, la championne est revenue sur son formidable parcours sur le plateau de TV5 Monde. Redoutable sur le ring, elle affiche un visage plus timide et réservé à la télévision. Dotée d’une grande humilité, la Malgache insiste surtout sur la valeur du travail et de la persévérance. Un exemple à suivre. Voici son interview intégral.

S’abonner
Notification pour
guest

5 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Taranak'israely

Mahafinaritra sy Maha fière fa tokony mba manao cours de français ilay Athlète ntsika fa important be amizao fotoana izao en tant que sportive de haut niveau n’i façon de s’exprimer avec clarté.

manou

ka le mahay tenimpirenena vahiny tsy mety tonga champion anié e ……. donc felicitons notre héroine .

Analyste

Tsy hilaina zany fa izy ary efa championne du monde ka aza be fialonana re! Malagasy ange io fa tsy frantsay e!

RANAIVO

Tsy ny fahafehezany teny frantsay angamba no tena zava-dehibe, fa ny anaram-boninahitra nobatainy sy ny herim-po nisalorany, firy amin’ireo tompon-taka MMA no mahay teny frantsay any?Izaho manokana dia midera ny zava-bitany satria vitsy ny Malagasy mba tonga amin’izao sehatra misy azy izao, ary mbola mankahery azy ho lasa amin’ny lavitra indrindra.

Rakoto

Izay ihany no mba mahavoa antsika ary izay lay toe-tsaina lomorona, tsy ny zava-bitany maha PRO sy ny MAHA IZY AZY no jerena fa izay fitenenana teny Frantsay akory, fa ny teny Frantsay no inona? Jereo anie dia mba Alaivo tahaka e! I NEYMAR , fa ina no iraharahiany izay teny FRANTSAY nao any, ny azy ny teniny ihany , io no tonga amin’ny fitenenana hoe ; mila azy ny Frantsay Bon, tsy mila azy ; izy PRO.
Ary mba Firy aminareo milaza tena mahay miteny Frantsay ireo zao no mba manana titre hoe CHAMPION DU MONDE? Champion de France aza tsy
hananana, ary tsy teniny anie io e!
Manome ohatra fotsiny izao , ireo pro rehetra ,
Ka aza manao fomba fijery tahaka izany fa tsy mahalala alavitra, fa abotetaky ny tompon-teny ianao.

error: