Must see

VIDEO. Un artiste malgache plagie Gad Elmaleh et se fait choper

Artistiquement parlant, les Malgaches peuvent être excellents et très créatifs. Mais ils peuvent aussi friser le ridicule lorsqu’ils se mettent à copier bêtement et sans aucun scrupule des oeuvres déjà existantes. Ceux-là espèrent peut-être ne jamais se faire choper mais c’est sans compter la vigilance et l’oreille musicale de certains auditeurs.

Vous trouverez ci-dessous une vidéo montée par un internaute qui a surpris Marion, le chanteur de R&B malgache, en plein flagrant délit de plagiat envers l’humoriste français Gad Elmaleh. Aucun doute possible : la chanson « Ilay tokako » est en fait une pâle copie de « Vivre dans un donjon ». La mélodie est exactement la même, seules les paroles ont changé. L’histoire ne nous dit pas si Gad Elmaleh est au courant. Oups !

S’abonner
Notification pour
guest

32 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Maricon

J’ai pris la veste à Gad pour voir si Elmaleh

Tay

On dit la veste de Gad

Moi

Ekena hoe tsy mety ny naton’i Marion fa tsy mba misy solidarité am samy gasy mitsy. Site gasy ihany no mandentika ny Malagasy namany. Raha misy saina enao ny contact an’i Marion no notadiavinao nitenenana azy moramora hoe aza dia mangalatahaka toa io. Mais non, toi tu préfère poster un petit article qui se veut humoristique mais qui n’est rien qu’un texte de quelqu’un qui n’a rien d’autre à faire de sa vie.
Quand tu dis « ils peuvent aussi friser le ridicule » t’aurais dû dire NOUS pouvons aussi….
Merci à toi

Rolf ihany

Hahaha. Aza mampme lesy fa tsy koolsaina no nanao an io vidéo io fa vidéo efa miparitaka @ youtube efa ela be io à. Marion anlah efa hataony ny olona fimehezana fotsiny sisa. Solidarité tsy mitombona nenlah fa mpangalatra ve de hiarovana e! Tsssssss lele! RIDICULE elah Sady afabaraka!

Corail

Eny hoa, Malagasy samy Malagasy ihany de mifandentika. Mampalaelo be mihintsy. Mpirahalahy mifamono .

Corail

Eny hoa, Malagasy samy Malagasy ihany de mifandentika. Mampalaelo be mihintsy. Mpirahalahy mifamono . Na dia tsy mety aza ny nataon’i Marion, maninona ny gasy faly mamono namana hoatr’izao? maha lasa saina ihany ka!

Anna

Sady zavatra ratsy vé dia ho appuyena e! Tsy misy fanavakavahana revo illégal! Pfff….
Suis le bon chemin mais ne vas pas nous faire ierch!
Du plagia c’est du plagia! C’est interdit de voler le bien d’autrui ! Petite tête tsy hivotra mitsy! Pfff

Piso

rehefa halatra dia halatra

Thiana

Misaotra anao mampatsiha ny tokony ataontsika Malagasy!! Firifiry ny harentsika nangalarin’ny vazaha, samy mangina daholo: harentsaina, harena ambanin’ny tany, izay lasan’ny la Frantsa ao amin’ny nosy malagasy moa dia tsy lazaina intsony! Fa ny mahafinaritra ny Malagasy dia ny mandetika ny samy malagasy!! satria io koa mantsy ny mora tenenina koa!! Atao ahoana ny hiteny frantsay izay faratampony, izay tompotompoina!! Mafy ny mahazo rehefa te-hilelaka!! Isika rehetra samy mahafantatra fa halatra no base-n’ny économie occidentale! Tsy haiko hoe inona no tsy hieritreretantsika ny fomba hangalarana ny an-dreo!! Ny an’ny sinoa mandeha eratany ny olona mba hitondra ny technologie ao amin’ny taniny, ny antsika gasy ity faly ny mifanejika, mifanaratsy eto foana!! Sady lalana napetraky ny occidentaux io plagiat io rehefa avy nangalatra eratany ireo!! Tsy haiko hoe inona no hanarahana zavatra ohatra izany!!! Hiforo any zany lalana izany!! Ny faniriako izao dia ny ahita an’i Madagascar mahay mangala-tahaka ny eo amin’ny sehatra économique!

Naty

Tsy marina mintsy zany ry Thiana a. Mba mahalala menatra rehefa tratra. Mikasika ny nosy malagasy dia betsaka ny hetsika momba an io, ato @ koolsaina ary efa firy ny article momba an zany fa ianao no tsy maharaka. Jereo ko ny wake up madagascar. Zany ihany no mahatonga ny gasy tsy tafita. Faly mangalatra dia rehefa tratra dia tsy mataty tsikera sy vava ny olona. Hovay ilay toetsaina.

MTT

Hahaha. Débile ton raisonnement Marion. T’es majeur et vacciné pour savoir que tu as volé Gad Elmaleh non? T’as vraiment cru que personne s’en rendrait compte? Et maintenant tu t’en prend à l’admin pour faire genre tout le monde est méchant contre toi? Mais fallait juste pas tricher et personne n’aurait fait une video sur ton plagiat! Sinon arrête la musique, c’est pas pour toi.

Maricon (nindramina fa tsara loatra ilay jeu de mot aha)

Raha mpamono olona ary ve dia hoarovanao satria gasy dia mba asiana solidarité samy gasy? Marina fa exagéré be ilay cas-ko fa na dia zany ary propriété intellectuelle an’olona no angalariny ary maha voasazy soa aman-tsara. Tsy hitako zay anafenana an’izany. Sady ny ataon’ny « mpanakanto » gasy amin’izao rahateo efa mankaleo fa plagiat etsy sy eroa avokoa izy rehetra!

Dia afaka miteny soa aman-tsara izy oe ILS peuvent satria izahay kosa tsy mpiray tsikombakomba sady tsy manohana olona mpanao plagiat! Manalabaraka ny Malagasy fotsiny! Alao tonga dia hazava ny resaka fa izahay dia manameloka fa ianao afaka manohana foana tsy maninona! 😉

traingo marion

Cherche même pas à défendre l’indéfendable Marion. Mba mahalala menatra e. Akombony ny vava rehefa tratra ambody omby fa tsy elah mpanao plagiat ndray no be vava eo.

MAZ

Fa ngah amzao reo vazah hindrahindrainareo ireo tsisy mangalatra? hono hoaho? fa maninona ry zareo no manao Cover sy namorona anzany ary nampalaza anzany? toa tsy mba misy manakiana ireny fa toa be mpitia loatra indray ary????Mampalahelo eh!!! gasy…tsy mba tia ny tenany sy ny mitovy aminy fa faly misavi-tsaranga sy maka 19 am vazaha mba ho lasa vazaha nefa tsy ho vazaha na rahovina…Zay voa aza vinitra.

Musicos

mba misaina kosa vao manao commentaire ry MAZ fa afangaronao daholo izy zany. Cover dia tsy plagiat, fa reprise no fiteny azy @ teny frantsay. Zany oe tenenina ary fantatra tsara oe iza no nanao an ilay hira ary iza no tompon ilay hira, ary aseho tsara ny anaran’ilay tompony, de asina soratra oe « cover ». Fa ny an Marion de PLAGIAT tanteraka, sady tsy nangataka alalana no nafenina oe i Gad Elmaleh no tompony, tsy nasiny soratra akory oe « cover », sady ra « cover » rahateo ko tsy novaina ny tononkira. Ka rehefa tratra re de mba mahaiza mionona fa vao maika miditra any anaty lavaka be. Farany, tsara mba manana culture générale, rehefa tsy manana de akombony ny vava fa ianao ndray no hoainina eto. Ripaka ah namaky an le commentaire.

Landry

Fa aona kou zan panao gazety taraiky vaovao be zan e!?
Ela ela be io vazo io sady efa ela be no be pafantatra zan hoe misy anzany nalaza be fa taraiky nareo zan ah!! :p

mister

ary efa ela be kay marion no afabaraka! nga tsy mampme
za zao vao nahita an io fa de fimehezana sisa
tapatsinay daholo zay ato zao
mba sahy ko lery an, sady gad elmaleh ve ranga, dondrompory tssssssss

Anna

Je ne veux pas trop en rajouter non plus mais les Martiora Freedom aussi l’ont fait. Dans le titre  » afahafa oa le any » musique copier de « kisses for breakfast » de Melissa Steel qui a repris Léa Anna aussi. Une chanson qui date…
Qui a copié qui? La question est  » Appuyer les malgaches ou appuyer le plagia? » Qui est illégale et je pèse mes mots. Soyons correcte et honnête.

martiora marina

putain je viens d’écouter!!!!! trop pareil aussi le plagiat!!!! mais les gasy ne savent pas créer des chansons originales ou quoi? la honte hein

Avoahy

Isika ato dia mampihomehy, efa hita fa tsy mety dia harovana ihany, izay ilay tsy mampivoatra!
Izaho izao mba miandry montage vidéo plagiat Lôla : Soa fa nisy anao t@ hiran’i Mauranne Pas gaie la pagaille
MITOVY SADY SAHALA

mpijery

Avoahy: oudriiiii dia mitovy tokoa fa vao nohenoiko hihihihi mampalahelo ny mpihira sasany e

bouzy

fa ahoana no mbola arovana ilay Marion e! Na mifandetika io na tsia. Nanao ratsy izy dia point barre, aleo fantatry ny be sy ny maro fa afenina atao inona moa zany! Izay no zava misy ko.

Rak

Non, mila mazaka critique médiatique ref te-iseho télé sy alaza. Amzay kou ts manaonao fona, de mazay ts manao « parasite »

Sandratra

Avec l’application android Shazam, il est facile de déceler toutes les chansons plagiées. beaucoup d’artistes malagasy, à savoir marion, liannah, malma martiora (avec son clip « famisy iona tiré du son « sacral nirvana » de oliver shanti) ou encore lola plagient les sons étrangers. peut-être qu’ils sont en panne d’inspiration? Essayez l’app Shazam et vous verrez.

LFNDJ

Ertreret we manao karaoke lery de vita

kiala

Hahahahahah le marion io mitsy no mila alefa any am 18 fa efa manomboka mivah.ary le hirany nataony am teny frantsay nga mbola tsy henonareo??? Sady miteniteny foana no manambany tena…mba henoy anie e.

Miranda

Za koa mba hanakiana
Ambondrona no tena pangalatra. La plupart de leur instruments putain.
Kouratsy oe tsy dia betsaka ny malagasy miheno rock et métal dia tsy ho tratra. Non mais franchement

Robbyhrakoto

Bonjour, rehefa miteny ianareo na mahita tsy mety ataon ny artiste iray na maromaro de aza ny artiste MALAGASY rehetra no atao anaty sobika iray fa ,misy maro ny artiste tena miketrika ary miezaka mitady zava baovao ho an ny mpankafy
Misaotra betsaka

Vanilly

Tsy mahagaga raha io #Marion io… ny ankabiazan’ny hirany dia plagiat daholo (ex: Usher, BoysIImen, etc.) Ary tsy izy irery anefa fa maro reo artiste manao toy izany: Liana, Arnaah, sns… ARTISTE N’NY DAGO DONDRONA BE

Ambondrona sy Dayvide koa mpangalatra

Ambondrona no tena tompon’ny plagiats fa fetsy ry zareo dia hira tsy fantatr’olona mihitsy no avadiny teny gasy dia ovainy ny tempo. Asa iza @artistes gasy sisa no mba tsy mangalatra. Dayvide moa hiram-pivavahana no atao nefa hira halatra daholo.

ragaga

ny adalan’ny tena reto tafiandamba f ra nangalatra izy de avelao any f tsy nahabanga n ariary miditra aposinao io.zay le solidarité.n vahiny manao an’zany @piray tanindrazana aminy nefa antsika ny ohabolana f aza faly miady antrano ko en plus.rf manamptoana holaniana @fanaratsiana, tsisy lafatra akory, de mba n vazaha tonga mangalatra eto no haratsio. ts mety n mangalatra f ts oe tsika ndray no hifandetika eto f avelao ny hafa no hanaratsy fa tsika mba pananatra e.

Misaina

Mampalahelo mihintsy ny kolontsaina ankehitriny. .. 70 ℅ ny hira malaza vaovao nivaoka dia plagiat daholo na kolombody no betsaka. . . Potiky ny fitadiavambola, ny mattraquage, ny politika sy fitiavana te hirehareha amin ny haino aman jery… Tsy ny fitiavana an ilay kolontsaina no ao andoha , Tsy misy fandalinana intsony ny sangan’asa mivoaka fa vola no mibahana ao andoha, hany ka bâcléna tsotra izao ka mitovitovy daholo ny vokatra… Havahako manokana ireo artista mitrandraka ny baha gasy tsy misy fangarony, ireo mpilalao jazz sy classique, ary indrindra ireo tena ao anatin NY tontolon ny rock sy métal.

error: