andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 391 à 395 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #22342
    Anonyme
    Inactif

    Mpivahiny iani io invité io a!! mdr adino le pseudo

    #22343
    Anonyme
    Inactif

    Tsy depasser mihintsy io resaka io ry mpivahiny an. na izao aza anie tsy d’accord amin’io fa na tiako na tsy tiako dia izay ny hafatry ny dadabeko sy ny tany aloha tany ka efa fantatro tsara hoe olona toa inona ny vadiana, na monarchie io na repoblika ny force an’ilay hafatra no mitondra azy, aza hadino ireo fiteny toa ny hoe : » raha izaho sy ny taranako dia tsy hikambana amin’ireny… »
    Tsy hiresaka intello be aminao za amin’ny momba ny facteur socio culturel na antropolojia fa ny foko rehetra ambonin’ny tany tsy afaka hifangaro zany, jereo Afrika outou sy Toutsie, Bosnie, jereo ireo catalan, jereo ny alsaciens, sy bretons; Ny mitovy ihany no afaka miaraka eny misy ny exeption fa tsy regle reny fa singana ery sy eroa.
    Jereo ny blog Manoir rouge misy famelabelarana ataon’i domenichini sy jao avy any amin’ny la cote ao hitanao fa mandrakizay tsy mety hifangaro zany ny gasy. Ny couple Merina Andriana Ambony mivady andriana ambany aza leferina, ny Andriana mivady Hova efa torahina vato na dia marobe aza ireo, koa vao mainka fa hoe Merina sy cotier na Mainty. ary tadidio fa averiko ihany ny cotier koa anie tsy te hanambady merina zany é, indrindra diego misy toerana maro fady ambaniandro any, ka hitanao fa a double sens io fa tsy hoe Repoblika na monarchie na resaka siecle na inona fa cuulturel sy genetique daholo….fa raha tianao anie tsy misy lalana velona zao manakana anao hivady mainty na Cotier na andriana na hova é…saintsaino

    #22344
    Anonyme
    Inactif

    Ny Andriana resaka titre, hitovizako hevitra minao en partie, satria raha amin’ny taratasy aloha au moins dia tena tsysy afatsy titre zany, fa za hadino fa ny reseau professionnel sy social rehetra dia mokoty be io, hitanao refa tena dinihina dia tsy manao zavatra raha tsy ho an’ny mpiray fiaviana ny andriana. Toa zany koa ny cotier, jereo anie ny Polisy gasy é, misy famille ray cotier tsy afakao amin’ny polisy ao ary mitana ny varotry ny vanille ry zareo reo, azonao angamba iza io.
    Ary juste un titre, koa maniona ilay boriky lahy PHAT io no mitmany ho radama 3, Mariana fa teraka andriamangira izy fa efa nifangaro tsimiambolahy, ka amiko zany tsy tokony hiseho ho andriana izy fa taranaka andriana au plus.
    betsaka ny mpitafa teto nilaza fa hiverina ny fanjakana 2010 nefa zao 2011 dia ahoana? hitanao fa tsy tsy titre fotsiny io resaka io.
    Farany raha mitohy izao dictature ny HAT zao, ka tena haverina ny Andriamanjaka ka i Rajoelina ampian’ny tafika no manao hoe izaho ny mpanjaka dia ahoana ? mbola titre fotsiny ve le izy? Vakio ny tantara dia jereo ny atao hoe syndrome napoleonnien dia hitanao ny maha important ny firazanana sy ny NOBLESSE fa miankina be amin’io ny fiainanao
    Fomba fijery daholo reo an sao tezitra an…hitantsika eo ny tohiny

    #22346
    Anonyme
    Inactif

    lasa mivona be le resaka sadi mivadika zavatra hafa mdr tsy tokony misy mahatezitra fa ra otranao daholo ni fisainan’ny malagasy dia efa ela teto no nisy adimpoko satria tsy mahalala afatsy ny tenany, tsy mahai-misokatra @hafa. « tsy mahai manaja ni hevitry ny hafa ».
    « Hitanao ra tiana hivotra sy i domine ny kolontsaina anankirai dia aparitaka izi fa tsy fehezina ao sinon izi dia anjavona, tsy ho hita intsony ny valeur ny »

    Tsy mila resaka intello sy « etalage ni connaissance » be kou zani fa fomba fijery fotsiny. forum no atao eto dia mapiady hevitra.
    Aza mirediredi fa tsy hisy intsony zani resaka noblesse zani ra eto Madagascar no resahana . Tsy Antananarivo irery no Madagasikara. Ary mbola betsaka ny malagasy olon-kendry eto na dia maro ary ny adala mdr.

    Mazotoa eh.

    #22348
    Anonyme
    Inactif

    Ndryyyy ry mpivahiny
    tena vahiny tokoa angamba ianao, jereo kely ange sy topazo maso hoe firy amin’izao ny taranaky ny Andriana eo Tana dia ampio ny taranaky ny havanandriana , dia avy eo mbola ampio ny taranaky ny mifangaro, Andriana +Hova na andriana+ vazaha, samy mitonontena ho Andriana daholo ireo na dia tsy izy ary ny sasany na dia repoblika aza izao. Hitanao ny gazety « Ny andriana, Ny andriambavy… », « Nafenina …. »
    Dia ataovy ny kajy ankandrina fa efa ho atsasaky Tana mihevitra toa io daholo.
    Ny andriana no resahina teo , fa ny hova koa raha halahitra amin’ny an devo dia pire satria vao mainka tsy te hifangaro mihintsy dia raha dinihinao ilay classification dia tena presque 90 pour cent ny merina toa izany daholo. jereo fotsiny anie ny hevitra ny olona amin’i Rachiky mpihira sy Ramora favori é, adinonao angaha ny dikan’ny foza orana nodradradraina teo analakely nony nilahatra ry mpamadika isany tamin’ny 2009, Zavamisy izany raha tsy izany anie tsy niresaka teto koa ianao io e, jereo fotsiny reo post ambony retraretra ireo vakio tsara de hitanao…tandremo fotsiny sao decu be toi fa Andrian be daolo reo…Veloma é

5 sujets de 391 à 395 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: