andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 386 à 390 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #22332
    Anonyme
    Inactif

    Genesis

    Tsy diso za ka. fa angah kosa moa enao rehefa hoe mifangaro amin’olona ny malagasy anankiray dia tsy maintsy ho faty daholo izay valeur anany. Raha izay no heritreritina dia azo lazaina fa tsy manana ny maha-izi azi izani le olona. Fa maninona mou no tsy maintsy hoe « Raha manambady vazaha dia very ny maha-gasy, fa le vazaha manambady gasy ve tsy very ny « maha-vazaha » azy???

    Marina ny volazanao hoe « choix » io fa raha ni fahitako azy manokana amizao fotoana ianantsika zao ni akamaroan’i Tanora, raha hanambady izy tsy hijery hoe « Andriana ve ito sa inona » fa « critère » hafa kosa. Fa tsy midika akory zani hoe tsy manisy lanja ny fiaviany izy. ny Ray amandReny no be fanontaniana hoe avy aiza io fa izi io.

    #22335
    Anonyme
    Inactif

    Sarasara tsy ambaka
    Manaiky aho ry mpivahiny, fa ny post nao anie dia efa manome ny valin’ny fanontanianao é, hoy ianao « misy criteres hafa » dia za milaza aminao fa ny fiaviana dia anisan’ny critere ary mbola be ny mandray izany hoa manandanja be alohan’ny critere sasany , ary tsy voatery andriana foana koa anie é; ny hova misy manao resaka fiaviana be koa, ny any anindrana tena sarotiny amin’io resaka io, tsy lazaiko aminao ny sinoa sy ny karana gasy, jereo fotsiny hoe firy ny gasy lahy manambady karana vavy ohatra, dia hitanao fa normal o resaka io sady mahazo avarapatana amin’ny resaka fanambadiana, fa anjaranao ny misafidy é, ary matoa misy ny resaka toa izao amin’ny forum dia misy antony zany…

    #22337
    Anonyme
    Inactif

    Genesis
    Tsy mifankahazo le resaka fa zao fotsiny e . Andro efa mazava be zao ve dia mbola asina resaka hoe « Andrina, hova sy andevo » zany foana e. Tokony efa ovana amzai le toe-tsaina. Ny olona irai tsy tokony ho jugena amin’ny izai « fiaviany » fotsiny .

    #22339
    Anonyme
    Inactif

    Zon’ny ray amandreeny ny manome ny heviny amin’ny fanambadiana, misy antony satria ireo ny nametrahan’ny Razambeny ny hafatra (vato namalankafatra) donc tsy maintsy miteny izy raha hivady ny zanany. Ny any amin’ny cote zao misy fady manambady Merina , ka raha mitranga zany dia tsotra soit manaraka ny hafatry ny razana soit misintaka dia manao ny fiainany irery ivelan’ny fianakams dia vita.
    Tsy hijugena kosa raha competence izany fa io ndray resaka fahaizana tsy hoe avy aira ianao die mafy be na atsy dia maivana, fa raha hiditra fianakaviana dia indrisy fa fiaviana no tena fotony satria hoy ny ntaolo tsy ny vady ihany no vadiana fa ny fianakaviana iray manintolo, ka immaginenao zany raha MAIZINA be daholo ny ianakavian’ny vadinao, eritrereto….ialako tsiny mialoha fa izay ny fomba fijery, 2011 zao koa maninona Elisabeta 2 mitady hanakana ny fanambadian’i William sy Kate nefa reo aza tandrefana milalao I Pod sy Blackberry? ka hitanao amin’izany

    #22341
    Anonyme
    Inactif

    resaka rafitra ny fanjakana talou teto M/car ngeh zao ni resaka fa tsy Elizabeth2 e nenzareo mbola monarchie dia normale be ra mibahana be ni resaka fiaviana. Tsy tokony fiavina iani no jerena fa ny fahaiza-miaina, ny fahaizana manaja olona sy ny fahalala-pomba iani koa. misy koa arany ny manome lanja ny resaka « harena ». Ary za ary mahita hoe io no tena mibahana amzao fotona zao (ni resaka vola).
    Ianao miteny hoe « ahona raha maizina be daholo ni fianakaviny vady?? », fa ra maizina mou dia midika inona? samy manana defaut sy qualité daholo ni olona tsirairay.
    Sady io no zanaka taranaka mpanjaka enao na taranaka inona miankina @fitondran-tenanao iani io. izai no mampatonga anah miteni hoe le Andriana amzao resaka titre fotsn efa tantara le izi sisa nefa koa mamaritra ny maha-izi azy ny merina.
    otran’ny efa dépassé iani ra mbola hoe hieritreritra hoe amzao mbola misi ni atao hoe andrina dia mbola misi ni atao hoe hova sy ni tarini mampisarabazana izani.
    ny tsara zao hoe mamerina ny kolontsaina taloha na avy @Andrina io na avy @Hova na avi aiza. afahana maneho fa nanana ni maha-izi azy iani koa ni Merina taloha.

5 sujets de 386 à 390 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: