andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 396 à 400 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #22349
    Anonyme
    Inactif

    ndrii…. @ahona ary ..tsy misy idirany mihintsy ny le resaka andraso aloha averiko le sujet anle forum an :  » Finalement a part le titre ke reste t’il pour les Andrianas? ».
    dia za miombo-kevitra @n’ny @razoeli hoe ni toe-tsaina si ny fahaiza-miaina @olona ihani no mitondra ni fiainanao n’inona n’inona fiavinao => « Ne doit on pas meriter que par sa propre personne et non pas par l’intermediaire des vagues ancetres qui s’etaient autoproclames de L’ordre divin? ».

    tokony efa tsy hisi hanavanava-tena zani intsony zao (andrina, hova, cotier..) fa efa sami malagasy fa io ihani no hanararotan’ny vahiny antsika. na sami Merina ari dia tsy mba mahai mirai-hina sy tsy mahai mifanampy, tsy mba mety mahavita zavatra mintsy fa matetika tsy maintsy vahiny foana no mitondra ra vo misi orinasa matanjatanjaka anankiray. na io resaka politika resahanao io ary ankotran’ny fitiavan-tena dia io ko no tena fond anle izi.

    Marina fa ny foko Merina no tena anisany nanana ny maha-izi azy teo @tantara. ary za manokana dia tsy menatra mintsy ni mirehareha fa izaho dia Merina dia misi Andrina ni Razambe fa ny mialoha anzai alou dia malagasy izaho. misokatra @kolontsaina sy ny fahendren’ny foko tsirairay misy eto Madagascar ary manaja ihany koa.
    omeko ohatra keli enao ani ambanivohitra be ani Bekili any (partie sud ni Madagascar) entre Tulear si fort-dauphin any ny fomba ny olona ani ra vo mandalo eo aloanao izi dia tsy maintsy milefitra io lohalika anankiroa anio na Ray aman-dReny ary izi sadi miteny hoe « azafady ». zani ve dia tsy mba mendriky ny alaina-tahaka? ….ny mahamenatra ara dia misi fomba filazanzareo hoe « azafadin’ ny ambaniandro, efa mandona vao manao azafady » ary tena marina io a indrindra rehefa any anaty taxi-be na eni andalambe…
    saintsaino na Andriana enao na Hova na inona ho anze misi rà malagasy mikorina ao aminy ka mamaky anito forum ito.
    Misotra an’i Genesis t@ adi-hevitra

    #22350
    Anonyme
    Inactif

    Mpivahiny,
    za anie d’accord aminao é, fa ny maha samihafa azy dia izao, Andriana est toujours d’actualité, satria mibahana toerrana be io,
    Marina fa mampizara io , fa izay no izy ka tsisy atao intsony. Hitanao fa ny teninao sy rajoely aza dia manazava ilay izy « TOKONY tsy HISY » izany hoe misy ilay izy. izaho koa Andriana razambe ary merina vao Malagasy. Misy ny tribalisme sy fizarazarana fa izaho tsy mivohy an’io fa efa rafitra anatin’ny lohan’ny tsirairay io ka tsy voaova zany. Ity ny mail ko raha tianao ny hanohy resaka en privé, hadihevitra ihany na tsy mitovy fijery… ainaraza@yahoo.fr

    #22351
    Anonyme
    Inactif

    tsy mety kosa zani  hoe efa zai no fisainana napetraka dia tsy mety miova intsony. afaka miova foana na ahona na ahona. Fatani ny vahiny sasany Taloha fa ni Merina no tena natanjaka ary manana ny maha-izi azy ka nataony atram’ny farany ze apotika azy….na atramzao ary…..
    vorai ni email..

    #22355
    Anonyme
    Inactif

    salut! Ny toe-tsaina ihany no tena maha Andriana
    Mifankatiava sy mifanampia isika Malagasy, fa izay no lalana mankany amin’ny fampandrosoana

    #39637
    Ramiarantsitohaina
    Invité

    je vois que cette publication date de plusieurs années mais je tiens quand même à donner mon avis.

    andriana est plus qu’un titre pour moi. c’est une mode de vie. ma mère est andrianamboninolona et mon père hova mais je me considère plus andriana. et je me fiche de l’avis des autres sur ça.

    le fait est que la politesse et le savoir-vivre sont très important pour les andriana et j’aime ça. loin de moi l’idée de dénigrer les hova mais je trouve un immense écart entre les 2 concernant ces points des fois.

    à part ça, je suis contre cette affirmation que les andriana n’acceptent pas les « silak’hova ». j’en connais pleins des silak’hova qui ne côtoient que des andriana la plupart du temps et qui sont comme des poissons dans l’eau dans le cercle parfois fermé des andriana

5 sujets de 396 à 400 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: