andriana c'est juste un titre ou…

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana c'est juste un titre ou…

5 sujets de 381 à 385 (sur un total de 402)
  • Auteur
    Posts
  • #22323
    Anonyme
    Inactif

    Miarahaba antsika rehetra

    Ny resaka Andrina zani amiko efa tantara. Tsy tokony hanava-tena amzani intsony ny malagasy satria efa rafitra hafa zao no iainana. Fa kosa tsara ni mahafantatra ni razambeni si ni fototra nipoirana sy ny tantara mazava ho azy.
    Za manokana dia mbola azo lazaina oe Tanora ka mba liana @tantarani Andrina.
    Mba tia hahazo fanazavana bebe kokoa ny tenako ny mikasisikan’ny Zazamarolahy si ni Taranak’i Andriatsitohaina.

    Misaotra dia mazotoa daholo

    #22325
    Anonyme
    Inactif

    Rafitra hafa tokoa ve no hianana ? Misy ny fitondram-panjakana izay tsy fiandrianana intsony, marina izany. Fa raha mijery akaiky ny any amin’ny fianakaviana tsirairay ianao, dia ho hitanao fa mbola saropady ho an’ ny maro ny mitazona ny maha andriana azy ireo, indrindra indrindra amin’ ny alalan’ny fanambadiana.

    #22326
    Anonyme
    Inactif

    Misaotranao namaly
    Raha ni fahitako azy ni olon-dehibe surtout ny avi eto Antananarivo no manisi lanjani ani zani resaka fiavina sy resaka Andrina zani raha resaka fanambadina no resahana. Fa raha samy tanora tsy misi mivaky loha @zani. Toe-tsaina ratsy mintsy amiko le hoe « Satria Taranak’ Andrina dia mihevitra ho ambony noho ny rehetra, dia lasa miavona no sadi tsy mifangaro @n’ny hafa ».Tsy androso mihintsy raha mbola izani ny toe-tsaina.
    Amiko zani tsy dia tokoni ireareana be sy hanavahana Tena be le hoe « Andriana ». Fa tsara kosa anefa ni mitazona ny « valeur » dia mba mampita azy @ni manodidina sy ny taranaka. Raha tsy tina ho faty izy dia tokony « APARITAKA SY AVôZINA » fa tsy hoe ze samy « Andrina iani no iaraka eo ». Ilaina kou ni mafantatra ny « valeurn’i hafa » hafahana mivôtra.

    Mazotoa daholo

    #22328
    Anonyme
    Inactif

    Andriana c’est juste un titre de nos jours, C’est une maniére de montrer qu’on est fier de notre Racine et qu’on est pas n’importe qui. Mais ce n’est pas une raison pour Hair ou ne pas respecter les autres. « On est tous égaux face aux lois et aux droits ».

    #22331
    Anonyme
    Inactif

    diso kosa ny anao ry mpivahiny a! ny choix ihany no mitondra an’io, raha manambady andriana no tiany dia azy izany, raha te hifangaro izy tsy olana, fa ny fiaviana dia important be foana amintsika malagasy, refa mampakatra ianao tsy maintsy lazaina io. Identitaire daholo zany , io ny antony tsy hivadiana vazaha ohatra satria very ny maha gasy anao. fa raha tiano tsy olana fa mahatantesa ny vokany, moa raha tsy olana arahaba soa arahaba tsara

5 sujets de 381 à 385 (sur un total de 402)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: