Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 191 à 195 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #20408
    Anonyme
    Inactif

    mahafinaritra ny resaka fa zao aoka samy hitandrina fa tsi ity olona mainty fihodirana ity dia oe foza orana daholo fa mampigadra anie io reska io é!
    samy mizaka ny azy fa tsy nisy nisafidy ho izao na izao. andevo sa taranak’andevo ve ianao : mianara mafy miezaha mafy, mahaiza manaja olona sy fahalalampomba dia hatrakao ny loha dia manaova hendry amin’ny fitantanam-mbola fa aza variana mandanindany harena @ tsy antony.
    hova manam-bola ianao fa aza dia mitrifatrifana loatra na izany ary na dia nanam-bady andriambavy ary
    andriana aoka ho feno fahendrena na amin’ny teny na ny atao an amin’ny toe-tsaina mampandroso tanindrazana ny ny olona ao amin’ny na andevo na tsy andevo satria ny tany anie an’ny andriana é ka raha mahatra izy dia manana adidy foana ny andriana HAMPANDROSOHASINA ny Tany zay lova tsy azo ariana sy manadina. ANDRIANA MANANA ADIDY SATRIA TOMPON NY TANY SY NY SOA TOAVOAVINA ARY INDRINDRA AZA ADINOINA MPAMPIRAY? MPAMPIVONDRONA NY HERY VELONA FA TSY SANATRIA FENO HASINA AO ANATINY DIA TSARA NO ATAONY AMIN NY MPIARA BELONA AMINY na fotsy na mainty na jentilisa na fozaorana, andriana? aoka ho samy mamy hoditra eo amin’ny fiarahamonina misy azy mba ho fantatra misy olona mitondra Hasina hay eo fa mangina, maka saina mitsinjo lavitra sy mahatsinjo lavitra satria andriana ny fisainany, ny fanahiny tena andriana feno hasina mamelona fa tsy mamono ; mitondra Aina sy manaja ny AINA fa tsy mandringana satria Andriana. AZA MENATRA DIA SAMIA MIFANASOA NA TARANAK ANDEVO NA HOVA BE VOZONA NA ANDRIANA BE NA MBOLA MOTOLONA @ FIAINANA. SATRIA FIAINANA ZANY MIFANAJAHA REHEFA TSY MAHAKASIKA ANAO AZA MIDITRA FA SAO PATALOHA TERY KA MISAFAOKA AMIN NY ZAVATRA TSY TAKATRAO NEFA SAROBIDY AMIN NY HAFA SATRIA IZAY NO MAHA SALAMA AZY!

    #20413
    Anonyme
    Inactif

    Misaotra ry Mahagaga fa mazava. Manao azafady amin’ny hoe fozaorana fa tsy nety. Ity ary misy vaovao. Nizara 2 ny olona taloha: ny manan-jo sy ny andevo na very zo. Ny andevo dia tsy midika mihitsy hoe mainty (aoka hazava io). Ny very zo (nanao heloka ka nigadra na noverezin-jo, na voaheloka ka nandositra) no natao hoe andevo. Raha tamin’ny andro taloha izany, ny andevo dia izay maloto ny casier judiciaire. Hadinon’ny olona nefa izany fa nivily ny fahalalany.

    #20414
    Anonyme
    Inactif

    Aza miteniteny foana e ! Taiza koa no nisy resaka casier judiciaire t@ andro taloha . Iza ary hoviana no nisy zanakandriana voaheloka ka navarina ho andevo ? Ary na atao hoe nisy aza izany ny RA mikoriana ao anatiny tsy azonao hovana !!! Tandremo koa raha manana taranaka ny manao ratsy zanakandriana fa ny OZONA mety ho ela fidona fa tsy diso fotoana !!!

    #20416

    (Ramanjaka Posté le : 08/11/2007 à 16:22 (Lu 3538 fois))

    Hoy ianareo tetsy ambony hoe :

    … Marihina ihany koa fa ny Mpitondra ny Fikambanana HASIN’ IVAKINANKARATRA dia Ny Andriana RAZATOVO Placide sy Ny Andriana RANDRIAMANANA Angeline. Izany fikambanana izany moa dia ao anatin’ ny Fikambanana TARANAKA ANDRIANA MIRAY ETO MADAGASIKARA (TAMIMA). …

    Tsy marina velively ilay hoe Andriana (avy any Betafo) i Angeline Randriamanana, satria efa nisy fikarohana nataon’ny birao Andriamanisinavalona, fa tsy marina velively ny fisalorany hoe Andriana izy. Voatery noravana noho izany ilay fikambanana nisy azy teo aloha ary efa fikambanana hafa vaovao no mijoro izao.

    Fisolokiana te ho Andriana no ataony fa tsy misy zay maha Andriana azy velively. Te ho kilasiana ho Andriana izy fa tsy misy ifandraisany amin’ny maha taranak’andriana velively. Dia io izy manao mafana fo ao am TAMINA io.

    #20418
    Anonyme
    Inactif

    Mampalahelo ary hita fa andriana COMPLEXE ny sasantsany eto @’ity forum ity ! Ary ny tena mahagaga dia ireo te -hiseho mitomany Andriandehibe ireo no tena TSY IZY !
    Na any Isotry na any Manjakaray na any Betafo no toerana misy azy tsy milaza akory izany fa tsy Andriana ilay olona ! Na koa rehefa tsy avy any Alasora na Ambohimanga na faritra hafa dia tsy Andriandehibe ! Ny HASINA sy ny RA mikoriana ao anaty no maha ANDRIANDEHIBE ny ANDRIANA fa tsy izay manolotena ho PRINCE akory . AZO HISAINA @ RATSATATANANA NO TENA IZY FA TSY IREO MISEKOSEKO AO ANATIN’NY JAKIMENA SY TAMIMA AKORY DIA HOE: TENA ZAVATRA !!!!!!!!!!!!!!
    NY TENA VRAIE TSY MISEHOSEHO SY MISEKOSEKO TOY NY FAHITA ETO ! MAMPALAHELO

5 sujets de 191 à 195 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: