Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 196 à 200 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #20419
    Anonyme
    Inactif

    MARINA MIHITSY IZANY NY ANKAMAROAN’NY ANDRIANA MANDRAY ANJARA ETO DIA ZANADRALAMBO MANAMABADY HOVA NA MAINTY NA VAZAHA , NA HOVA MBA NAHAZO ANDRIANA !!!!!!! ARY TSY MAHALALA NY TANTATRA FIAVIANY AKORY KA NY AN’OLONA NO MANAHIRANA NY LOHANY !!!!!! JEREO ITONY HOE – RA- ITONY !!!!!!!!!!!!!!!!

    #20420
    Anonyme
    Inactif

    excusez moi d’insister chez vous les andriana mais, qui a fait que les andriana soient devenus rois? C’est par la force et l’aide des hova.

    la bonne blague! et puis quoi encore?

    #20423
    Anonyme
    Inactif

    Mampalahelo ary hita fa andriana COMPLEXE ny sasantsany eto @’ity forum ity ! Ary ny tena mahagaga dia ireo te -hiseho mitomany Andriandehibe ireo no tena TSY IZY !
    AZO HISAINA @ RATSATATANANA NO TENA IZY FA TSY IREO MISEKOSEKO AO ANATIN’NY JAKIMENA SY TAMIMA AKORY DIA HOE: TENA ZAVATRA !!!!!!!!!!!!!!
    NY TENA VRAIE TSY MISEHOSEHO SY MISEKOSEKO TOY NY FAHITA ETO ! MAMPALAHELO

    Ary dia tena misy marary an-doha mihitsy raha vao ty resaka andriana ity ah! Taiza no nisy lalàna nilaza fa ny tena andriana dia tsy maintsy misitrisitrika, na misehoseho? Samy manao zay reviny, de misy foana no compléxé @ ataon’ny hafa.

    Tsy rarahako izay ataony any, tsy misy mahakasika ahy izany fa nahoana no mahatsiaro tena ho voadona foana @ revin’ny hafa e? Ny tena andriana izao sy izao, tsy misy hifampizesta @izany eto ary ny tena mafy koa tsy mifezaka fa mifanatona di mifanontany mazava raha ilaina fa tsy mamarary an-doha an-takonana.

    Le hoe andriana mihitsy kou no tena tsy tiana e! Mipiripirina izy, lazaina hoe aiza ‘nareo misitribelona fa reraka, vizana, tsy alehany, rehefa mitranga sy mi-assume izy: be zesta, misehoseho, sns, ts’hita ihany e!

    Zay revinareo revinareo ry TAMIMA ah tsy olana, rehefa hanao fety ‘nareo na hanao excursion tonga foana zay, fa tsy ny marary fo akory no tsy hihetsehana, rehefa hifanambady indray resaka hafa zay.

    #20424
    Anonyme
    Inactif

    Aza mora misaindoatra fa mitonia fotsiny, fa ny toe-tsain’ANDRIANA tsy taitra @ fisavorivoriana ny mpanaratsy ary ny tena marina dia tsy ilaina akory ny mamaly olona raha heverin’ny tena fa ambany fisaina nohon’ny tena ilay mpandrangitra !!!

    #20425
    Anonyme
    Inactif

    Zay revinareo revinareo ry TAMIMA ah tsy olana, rehefa hanao fety ‘nareo na hanao excursion tonga foana zay, fa tsy ny marary fo akory no tsy hihetsehana, rehefa hifanambady indray resaka hafa zay.

    Tout à fait d’accord, chacun a ses libertés et ses émotions, il n’y pas de cul andriana, coeur andriana ou susceptibilités andriana, de tsisy ambony sy ambany fa samy miaro ny rambony tsy ho tapaka.

    Personne ne peut non plus se prévaloir de la définition de l’émotion ou de la réaction andriana, chacun a sa famille et ses valeurs. Déjà on m’a dit que chaque foko andriana a ses spécificités, et sa mentalité.

5 sujets de 196 à 200 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: