Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 226 à 230 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #20648
    Anonyme
    Inactif

    Izahay taranak’andriana ka, ary mbola mizaka ny maha andriana anay izahay. Mbola misy koa ny taranak’andevo ka, aza matahotra. Miafinkafina fotsiny izay ireo. Ary rehefa tafita, dia Izahay taranak’andriana ka, ary mbola mizaka ny maha andriana anay izahay. Mbola misy koa ny taranak’andevo ka, aza matahotra. Miafinkafina fotsiny izy ireo. Ary rehefa tafita, dia aleony mizaka firazanana avy any amorontsiraka, fa asa, tsy dia mahamenatra angaha ?

    Izahay aloha tsy tia mifangaro loatra amin’ireo tsy mitovy firazanana aminay eo aminy lafiny fanambadiana. Tsy manakana ny fifaneraserana mihintsy akory izany eo amin’ny fiainana andavanandro.

    Mitovy amin’ny foto-pisainana nivaoka tamin’ny Mein Kampf hoy ianao ? Asa raha nandihy fianarana ianao na tsia aloha, fa toa mahita fahasamihafany ihany aho.
    Samia miheritreritra e!

    #20651
    Anonyme
    Inactif

    La situation politique actuelle à Madagascar est ce que les ancêtres ont appelé : Ny Fanjakan’ i Baroa !

    C’est exactement les mêmes situations : des hovalahy et des baomanga qui s’entredéchirent, qui se querellent, qui ne regardent pas l’intérêt général de la population mais leurs propres intérêts, des pillages, des actes de vandalisme, nepotisme, Insécurité galopante, banditisme et vols en recrudescence. Absence d’état fort pour protéger la population et une justice corrompue.

    D’où l’intervention des Andriana pour former le royaume de l’Imerina au temps du Roi Ralambo pour faire cesser tous ces querelles et guerres politiques intestines et pour rétablir l’ordre et la justice !

    L’histoire est un éternel recommencement !

    #20652
    Anonyme
    Inactif

    Pour le moment, nous assistons à une guerre entre un hovalahy Tsiaverindoha d’ Imerinkasinina et un hovalahy Tsimiamboholahy
    d’Ilafy, appuyé par des Baomanga dit bemiranga et des padesm piloté par des néo-colonilistes français et franc-maçons!

    Pour le moment, les Andriana se mettent au-dessus de la mêlée. Ils vont probablement intervenir plus tard pour résoudre cette guerre politique qui pourrit la vie économique et sociale de la Grande Ile.

    L’histoire… sera un éternel recommencenment !

    #20662
    Anonyme
    Inactif

    Tsara va tompoko , manao ahoana tompoko

    Aoka leitsy aloha.

    Maro ny mpiray tanindrazana amintsika latsaka tsy tsa-drano tamin’ny Asabotsy teo. Na Andriana, na Hova leitsy a, atsaharao kely aloha, fa mandalo zava-tsaroratra ny firenena.

    #20678
    Anonyme
    Inactif

    Tsara va tompoko.
    Tsy dia azo atao loatra hono ny miady amin’ny adala.

5 sujets de 226 à 230 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: