tany
Toutes mes réponses sur les forums
- 
		AuteurPosts
 - 
		
			
				
tany
MembreMiharahaba anao ry Ampandrana.
Raha i Ankadivoribe-Atsimo no resahinao,( asa, ilay aviavy be eo @ biraon’commune angamba no maha lasa eritreritra anao) dia TSIA
no valiny.tany
MembreMiarahaba anao ry Ampandrana.
Aleoko avy dia tsorina aminao fa somary manahirana ahy ny momban dRadama II, satria ny tenako mivantana dia tsy misy hifandraisana direct aminy. I Mpijery ,angamba, no tokony hametrahanao ilay fanontaniana fa izy no azoko lazaina fa mi-maîtrise ny tantera @ lafiny maro dia maro.Tiany loatra mantsy io resaka iray io.
Momban’ilay boky be nosoratan’i Ratany indray ,dia novakiako tokoa izy io ary hitako fa misy erreur goavana be iray ao anatiny izay mikasika ny ascendance directe-ko,dia avy dia najaniko teo fa tsy notohizako intsony ny famakiana azy.tany
MembreRaha sendra mankeny Ambohimasombola ihanao,topazo maso kely fotsiny iny Andrefana iny…izy io .
Raha eo Ampandrana ihanao, mitrakà kely fotsiny ….mbola izy ihany io.Tohizako kely…Maro ny vodivona @ Atsimo rehetra iny.
tany
MembreKa hoy ianao hoe « ny pseudo entiko ve dia ahalalako an’Imerna atsimo », dia tsy de mahalala aho fa mba izay no idirako amin’ity forum ity mba te angataka amin’izay mahalala.
Ka misy ifandraisany ve ny momba Ampandrana sy ny zazamarolahin’Imerina atsimo ary aiza ireo vodivona lazainao? Ka mba mangataka valiny aminao ry « tany »!
Soava tsara Tompko!Raha sendra mankeny Ambohimasombola ihanao,topazo maso kely fotsiny iny Andrefana iny…izy io .
Raha eo Ampandrana ihanao, mitrakà kely fotsiny ….mbola izy ihany io.tany
MembreTena halahelo Be tsy misy fanafany raha hilaozanao.
Isika ilay hoe androva tsy mifanary, ambodivona tsy mifandao.
Hay ?…..Eo ihany isika izany araky ny ohatrao fa tsy misy mifandaho izany an…..
 - 
		AuteurPosts
 
