VIDEO. Les vendeurs de Soamandrakizay vont porter plainte contre les organisateurs

  •  
  •  
  •  

L’organisation de l’accueil du pape François à Soamandrakizay (Antananarivo) semblait sans faille. Mais selon les vendeurs qui ont loué des stands pour y vendre des produits dérivés et de la nourriture pour les spectateurs, les infrastructures n’étaient pas à la hauteur des attentes (voir vidéo).

En effet, selon leur porte-parole, il y avait trop de poussière (pas de dallage). Par conséquent, la nourriture a dû être jetée et beaucoup de gens sont tombés malades. Une personne est même morte suite à une crise d’asthme. De plus, il n’y avait pas d’eau et l’électricité était coupée. Bref, c’est un échec total pour les entrepreneurs malgaches.

Dans la poussière de Soamandrakizay. Crédit : Vatican News.

Ny vaovao 10 Septambra 2019

Ny vaovao 10 Septambra 2019
MPIVAROTRA TENY SOAMANDRAKIZAY
Nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety io maraina io tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarena ireo mpivarotra maro be izay nivarotra teny amin’ny Toerana izay nanatanteran’ireo mpino Katolika ny fihaonana tamin’I Papa Ray Masina Fransoa. Araka voalaza izy ireo dia maro zavatra nampanantenain’ny mpikarakara nefa dia tsy hita taratra teny izany isan’izany ny hoe tsy misy vovoka manidina teny nefa dia tototrin’ny vovoka ny etana ny jiro sy ny rano tsy nande araka ny tokony ho izy. Rehefa nantson’ireo mpivarotra moa ny tompon’andraikitra mpikarakara ny resaka tsena dia tsy mande ny findainy na tsy mandray antso. Marihina moa fa ny AB Events no nikarakara mikasika ireo stand ary mbola tsy nifanaraka teneny ilay refiny araka nambaran’ireo mpivarotra. Maty antoka 100 % ireo mpivarotra arak any antso avo izay nataon’izy ireo ka mangataka amin’ny fanjakana mba hijery vahaolana.
Nangonin’i R.N.E

Publiée par LuTv Madagascar sur Mardi 10 septembre 2019

Une réponse à “VIDEO. Les vendeurs de Soamandrakizay vont porter plainte contre les organisateurs”

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*