Actus

La nomination d’Anyah à la Haute Cour de Justice provoque une polémique

Anyah, députée du 3ème arrondissement de la ville d’Antananarivo, a été nommée membre suppléant de la HCJ (Haute Cour de Justice) de Madagascar. Et cette nomination a provoqué de vives réactions sur Facebook. Voici quelques échantillons. Qu’en pensez-vous ?

S’abonner
Notification pour
guest

7 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
MDRM

Ca sent le kitranotrano à plein nez. Ils ont choisi quelqu’un qui ne connait rien en droit pour pouvoir lui faire faire tout ce qu’ils veulent, et de deux, elle est facile à acheter.

Roger

Drako hely, tsy mila mandeh l’école de droit vao tafiakatra membre an HCJ fa mila mahay mampiasa fory tsara fotsiny ho an jaolahy be, krkrkrkrk

menalamba

Inona ny mahagaga e?
Na DJ bac -100 aza lasa Filou -pirenena. Maty io gasikara io raha tsy maty ireo jiolahimboto ireo!

Bouzy - balita

Za koa d mbo hilatsaka députée HCJ k’ity. Za mahay manasa vilia….kkkkkkkk

Brandon

Toa hoe manana Licence en Droit hono io mpihira io !
Tsy nahavita Maîtrise sy IEJ akory. Izany hoe tsy manana laharana mitovy amin’ny Mpitsara rehetra izy. Tsy manana fahaizana sy fahalalana ampy ho entina hitsara.
Tsy manana traikefa eo amin’ny lafiny Fitsarana.
Nanao Droit teny amin’ny FacDegs, fa tsy nahatody e ! Dia izany no lasa Mpitsara eto.

Analyste

Jerry Marcos président de la HCC, c’est tout à fait possible avec ce DJ Rajoelina, tous les cancres et les corrompus sont au pouvoir en ce moment. Jusqu’à la chute qui fera très très mal.

zefa be

Ny HCJ dia fitsarana politika tanteraka ka tsy mahagaga ty misy ty fa zara ary izy mba manana par cours kely amin resaka droit fa tsy hoe tsy manana BEPC oatr ny depute sasan sanatri ts miaro ny fitondrana aza le maha artiste no jeren fa le politik atao rah mahay aok izay ny fialonana sa ref nanareo tendrena vao mety aminareo tsy apafirin nandia fianarana nareo reo e. Firy nanapaizana teto fa nitondra ny firenen nakaiz iren iren. Ny olana fotsin dia tokon ho panao politika no sady teknisianao no mitondra ny firenen

error: