VIDEO. « L’armée française jette même des suspects depuis des avions pour terroriser la population », dixit France 24

  • 252
  •  
  •  
    252
    Shares

Selon ce reportage de France 24, « le chemin qui mena à l’indépendance de Madagascar fut parmi les plus sanglants de toutes les anciennes colonies françaises ». A l’abolition de la monarchie, les colons instaurent le travail forcé. Lors de l’insurrection de 1947, la France procède à « des exécutions sommaires, des tortures, des incendies de village ; l’armée française jette même des suspects depuis des avions pour terroriser la population. »

Autant dire que le retour à l’indépendance a nécessité le sacrifice de milliers de Malgaches. Aujourd’hui, cette douloureuse partie de l’histoire de Madagascar semble pourtant minimisée, voire oubliée par les dirigeants de la Grande île. En effet, quasiment toutes les stratégies mises en place par les gouvernements successifs ont surtout profité à une petite poignée de personnes au détriment de l’intérêt général. Résultat : Madagascar figure toujours parmi les pays les plus pauvres du monde.

S’abonner
Notifier de
guest
2 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
Lova

Zany moa ny zava nisy de mbola misy sah minono an reo frantsay reo ihany! Kdj

dolso

Paika ratsy ny mpanjanaka erantany ny mandrava izay maha olona ny mponina zanahana(destructuration psychique):

  • – fomban-drazana potehina fa ny lakroa nentiny misionera no nandobona ny sainy izay rehetra tia ho velona
  • – noterena hianatra ny « nos ancêtres les gaulois » ny francophones ary tantara espagnol ny any amerika latina…mpanjaka vozongo ho any Maori, Aborigènes any Australie etsetra etsetra.
  • – noferana ankolaka ny hampitahana ny fahalalana ho any ambanivohitra alavitra sao hihevitra hitraotra.
  • – nisy nihezaka ihany ny ray man-dreny sasany hampianatra tantara izay nihainan-dry zareo fa ny ankizy samy nandray sy nihaina araky izay tiany noho ny fiovany rafitra ekonomika sy politika.
  • **Tsara vintana ny raiko tsy voatsipy avy tao anaty avion toy ireo namany efa voajera satria naharay hafatra maika hiverin-dalana ny mpanamory.Habibina afa maro no nosedrainy mpitolona fahiny dia lazaina fa ny mpikomy no sauvages!
  • – efa eo ny internet izao dia tsara ny mikaroka fomba tsotra hitaritana ny malagasy rehetra hifampizara ny tantara araky ny niseho fa tsy araky ny nosoratany mpanjanaka.Mba hifanasoavana ny « réseaux sociaux » fa tsy hipoerapoerana aminy resaka vendrana mandombo. Ankafà misy olona mihezaka manoratra ny tantaram-pirenen-dry zareo dia miverina tsikelikely ny fomba ny razambe.

Rehefa tsy mahafantatra ny tantara ny olona hoe avy aiza dia tsy mifehy ny lasa ka sarotra ny hijoroany ankehitriny ho olona vanona afaka handrafitra ny ho avy: dikan-teny tsotsotra io araky ny filazany olon-kendry iray izay!
Antsika tsirairay tonga saina no mihezaka hanitsy izay tsy nety mba hivoarantsika sy hijoroany firenena tsy ho potika toy izao ataony domelina bac-13( sa moins l’infini).

error: