Must see

Une vidéo extrêmement rare de Ranavalona III à Alger

Voici un document extrêmement rare de la dernière reine de Madagascar, Ranavalona III (Razafindrahety), lors de son exil forcé à Alger. Un document émouvant où l’on découvre toute la classe et l’élégance d’une reine digne de ce nom. La vidéo date du 28 février 1897, date du départ de Ranavalona III en Algérie.

On peut l’apercevoir coiffée d’un chapeau. Elle est accompagnée par sa tante, la princesse Ramasindrasana, ainsi que de sa gouvernante française. Le document précise que la reine y décèdera 20 ans plus tard, en 1917. Elle ne sera rapatriée à Madagascar que le 28 octobre 1938. Pour visionner la vidéo, tapez le mot de passe : www.koolsaina.com

S’abonner
Notification pour
guest

53 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
R. Nivohanitra

Tsy lany taranaka akory izy, fa izay rehetra mahatsapa tena dia tokony hamelo maso izany Razafindrahety izany.

voahirana

rehefa nijery an’ilay vidéo aho , ilay rangahy vazaha iny kay inona ny , raha manana taranaka izy , dia iza ilay raibe , misaotra milaoha

malagasy

hoatriny mpiasa na mpanampy ny mpanjaka vavy ny fahitako an ilay rangahy vazaha. Karazana intendant angamba.

aina

raha ny fahitako azy dia ilay rangahy voalohany mitantana ny mpanjaka no Rainilaiarivony, ary mety iraky ny Frantsay nametraka azy tany Alger ireo vazaha tazana ireo, départ accordé io fa raha tsy izany tsy tafavoaka velona teto, fa ny condition dia tsy mahazo miverina eto intsony, ndrao mantsy mamoha ny malagasy ny fiverenany, dia ireny moa no niafarany

Jacques Razandry

POUR NOSJEUNES, afin de bien maîtriser notre histoire (et se sentir bien dans sa peau).

1) Parmi les personnes qui furent exilées avec la Reine : ses 2 « pasteurs personnels » (chambellans) dont Andrianaivoravelona (aiëul du général Rolland Rabetafika, 2e Saint-Cyrien malgache et un des meilleurs officiers malgaches de tous les temps, et de Blaise Rabetafika, ambassadeur malgache auprès de l’ONU, de 1968 à 1991), sa soeur Rasendranoro, enceinte (la fille de cette dernière, Marie-Louise, est née, en exil).

2) Galliéni prit unilatéralement cette décision d’exiler la Reine, sans attendre l’accord des autorités de Paris. Vraisemblablement, à cause des insurrections malgaches, ici et là, qui menaçaient sérieusement les militaires français (Galliéni a demandé la Légion étrangère comme renfort avec cet argument : « Eux, ils savent mourir »). La Reine étant un symbole FORT de cette résistance à l’envahisseur, elle constitue donc un danger immédiat et permanent pour la France.

3) Gallieni avoua, en privé, ses regrets d’avoir pris cette décision lorsqu’il se prépara à quitter définitivement Madagascar, en 1905.

4) Il y a une erreur : le nom de la tante de Ranavalona III est la princesse RAMASINDRAZANA (elle est mon aïeule). Elle est toujours ensevelie au cimetière chrétien d’Alger (à ma connaissance).

5) En faisant un rapide calcul, la Reine Ranavalona III est décédée assez jeune, en 1917 à Alger : à 56 ans. Une de ses dames de compagnie (et cousine de la reine Ranavalona III), Bébé Vafy, est décédée, à 120 ans, en 1976 (ensevelie à Betafo/Ambohimangakely, Zazamarolahy.

GAJAC J-L

Bonjour Jacques, sans vouloir vous blesser aucunement, je voudrais juste rectifier deux points dans votre texte :
– c’était la fille de Rasendranoro, la princesse Razafinandriamanitra, qui a tourné le dos lors de l’accouchement à Saint-Denis de la Réunion, qui était la mère de Marie-Louise.
– Votre aïeule la princesse Ramazindrasana est enterrée dans un des cimetières de Nice. Seule Rasendranoro reste dans le tombeau du cimetière Saint-Eugène à Alger.
Merci pour vos infos très intéressantes.
Vous trouverez des précisions sur ce fil de discussion :
http://www.genanet.org/forum/?topic=276352.msg428473#msg428473

GAJAC J-L

désolé, le lien ne fonctionne pas. Alors tapez sur recherche Google (ou autre moteur de recherche) ces trois mots :

geneanet gajac ranavalona

et cliquez sur le premier sujet, vous aurez là une ébauche de discussion sur l’exil de la Reine, parfois intéressant, parfois moins, mais vous jugerez vous-même.

Ambodifahitra

Images émouvantes ! Si Madagascar était resté le royaume qu’il était, nous ne serions jamais devenus ce peuple de gueux auquel la révolution de 1975, revancharde et félonne, nous a réduits.

vato

Madagascar n’a jamais été unifié dans un seul royaume.

Voahanginirina

Ny taranaky RAZAFINDRAHETY anie betsaka eto eh! Ao ny Dokotera , Injeniera

citoyen tsotra

Zany ve ? Tao tsy niteraka izy nefa. Sao de mba havana akaiky azy zany resahanao zany fa tsy oe taranany naterany kosa ?

haja

RAZAFIDRAHETY et RAINILAIARIVONY ont eu une fille unique qu’on a caché son existence. Elle devrait être reine qui devait succéder RANAVALONA III. Malheureusement les malgaches ont perdu la guerre contre les français et le cours de son histoire a changé. Il y a plusieurs raisons qui l’ ont poussée à cacher cette fille. Tout d’abord; il faut comprendre pourquoi Rainilaiarivony a choisi RAZAFIDRAHETY comme reine ????Pourquoi l’a ton éliminé physiquement son époux ???? peu de malgache ne peut répondre à ces questions
.

haja

Tout le monde connait la chanson « Filoloha mena » fa ny tena izy Filomena na Finono. Izao ny tena toni ilay hira @ fiteny merina:
Olo maro mihosy an tanana;
Hafaliana @ tanidrazana ;
midongy i Filomena midongy fa tsy tamana .
Mombanao izay Filomena…. mombanao izay finono …
Anotanina ianao tsy mamaly
Enona enao tsy miteny.
Mombanao izay Filomena…. mombanao izay Finono …
( teren ny ponony izy ijoro mpanjaka sady ampitaorina )
Atsy pika ( apitaorina azy)
Bararata (ikapona azy )
Tsaiky maty ( vononay ianao)
ho zakaiko aminao izany ( apiarinay @ao zany ra tsy mijoro ho mpanjaka ianao)
( Naiza naiza haleona tsisy itsokana )
Miofakofaka ny lamba wany ( mihazakazaka ny poniny hanatona azy )
izay manatsatso tsy makany
Anilan any mety hanova @ zaka tsy tafandry ( eo nailany mety hanova ny fanapahakevin-tsany
@ zavatsa tsy mapiandry @ vahoaka tsisy
mpanjaka na mpitondra)
Mombanao izay Filomena…. mombanao izay finono …
Anotanina ianao tsy mamaly
Enona enao tsy miteny.
Tambitanbezina ianao tsy ahonao ( tanbitanbezina anao tsy vakinao loa )
Tsy ahoko ko ( tsy vakiko loa koa)
Na fanaovam beloma tsy azo ( Naratsa ny fon ilay zaza vavy Filemema satsy teren ny poniny izy ho
mpajaka ary faniriny no ho mpanjaka nefa ny mpananjanaka frantsay
manakana azy tsy ho mpanjaka ary ho vonon ny mpanjanaka izy ra
manaky ny faniriny ny poniny izy )
De naleony nisitaka mora mora ny poniny izy

Tiaray RATSARISA

Tsy misy afaka hanova ny tantara efa lasa. Ary izao no tadidio, tsy nisafidy ho Andriana na hova na andevo ny malagasy rehetra tamin’ny fotoanan’ny faha-mpanjaka. Efa nisy izany ary izay no tantarantsika.

Tsy nisy niady ho Andriana na ho hova na ho andevo fa samy naniky ary nanana ny toerany sy andraikiny avy teo amin’ny fiaraha monina ireo. Izay no fitambaramben’ny firenena malagasy tamin’izany.

Tsy nisy tamin’ireo saranga ireo no menatra tamin’ny tantarany satria nahalala ny toerana sy ny tantarany avy ireo fa ny Frantsay nanjanaka an’i Madagasikara no namotika izany.

Nanjary nisy fankahalana sy fizarazarana tao am-pon’ny malagasy. Ny taranak’Andriana mieboebo, ny taranaka hova matik’ambo ary ny taranak’andevo tsy naniky lembenana izany anefa no tanjon’ny mpanjanaka.

Fa maninona anefa raha taranak’andevo e? na taranak’Andriana? na taranaka hova? Tantara tokony hitoetra ary hitambarana aza ireo hampisandratra indray ny Madagasikara vaovao.

piso kely

marina ny anao! natao hitovy ny olona rehetra. Andriamanitra no isaorana nanome antsika tany soa toa an’i Madagasikara fa asakasak’ireo te hanimba azy. misy farany ny zava-drehetra fa dia mirary soa ho an’ny mpiray tanindrazana rehetra e!

vato

Mpajakan’ny Merina tsary nanjaka taminay taty, kanefa zahay mbala à Madadagascar fo.

Odoye

Marina mintsy zany.

RAKOTONJANAHARY Hery

Misaotra anao jacques RAZANDRY t@ fanehoana tantara nataonao satria tena ilaina ny milaza ireny ho an’ny olona toa variana @ zavatra hafa ka manadino fa tsy manana ny mahaizy azy ny firenana raha tsy mahatahiry sy mahafantatra ny tantarany, dia izao hiafarantsika izao.
1.Tanterak’i gallieni ny tanjon’ny france ary hita izany izao : gasy mora zanahina noho ny tsy fahatsapana ny sata tokony hampijoroana ny firenena,tsy mananjiny ny firenena,
Manantena hamaky anao foana

Jacques Razandry

TSY MISY FISAORANA TOMPOKO. Tsara raha hamporisihina hamaky hatrany ny tantaran’ny tanindrazantsika ny tanora.

Ampanjaka

Ohabolana: « Tanin’Andriana tian-konenana, koa satan’Andriana tsy maintsy arahina. »

HerySylvie

Tsy afaka mijery ilay video ny tenako satria video privée ilay izy. Ka inona no tokony hataoko maba ahafahako mahita io video io?

Pepsi

normal ve hoe lasa « privé » ilay vidéo dia tsy mety jerena tsony?..u.u’

Pepsi

Misaotra e! 🙂

Odoye

Misy miteniteny foana ny olona sasany. Tsy niteraka an Rainilaiarivony zany i Ranavalona fa lainga be zany. Mariage purement politique ny azy fa tsy misy consommation akory. Faharoa, tsy maintsy zaza andriana ray, andriana reny no manjaka fa tsy mety ra mifangaro hova. Aiza ary nareo zany no nianatra tantara.

Odoye

Aza mampme. Maninona no mamorina e. Hoatriny oe mba mahay tantara ery enao. Tsy hainao akory ny zavamisy sy ny lalàna de transmission du pouvoir. Ny hova de conseillers tsotra fa tsy manana pouvoir maka décision zany oe ity andriana ity no mpanjaka. Tsy mbola nisy SILAK’HOVA nanjaka zany. Miteniteny foana tssssss. Même pas la peine de discuter. Manofisa tsara ao anaty lainga ra mahafinaritra anao.

haja

A titre d’informations Mr ou Md ODOYE faites des enquêtes à la source où vient Ranavalona 3  » Manjakazafy » avant d’ accuser les autres qu ‘ on a invente des histoires. Cette fille RAZAFINABOLO Filemene existait bien; même le lieu où elle a été élevée A Manerinerina de Mapikony n’est pas un monument d’hier que je fabriqué et ce n’est pas n’importe qui qui le battit et qui a un but précis . Et la chanson qui raconte le moment où cette jeune fille  » FILOLOHA MENA  » mais à l’origine  » FILEMENA ou FINONO » renonce son trône que ses sujets lui supplient d’être leur reine au fait princesse car elle n’avait que 11 ans ou 12 ans en ce temps existait au temps de la colonisation avant même que toi ODOYE est né. Ce n’est pas une chanson d’hier que j’ai inventé . KAIAMBA a interprété cette chanson de même Francis Turbo. La moitie de province de Madagascar à voir Tuléar , Majunga , une partie de Toamasina et Nosy be a mis son espoir sur cette enfant. Ces gents qui ont inventé cette chanson ne sont pas fous; ils savent ce qu ‘ils vénèrent ce qu’ils chantent

vahoaka

hita be oe andriana ny tompon koolsaina fa ny article de resaka andriana, sondage resaka andriana, forum mbola be resaka andriana ihany ko. Tsetsatsetra tsy haritra ny ah fa tsy oe manakiana e

Haja

#Vahoaka !!!! Ka nga mbol misy fanavakava fon amin izao toets andro izao????????????????????
???????????????? !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
?????????????????????????????????????????
TOETSAINA MIREFAREFA

vahoaka

tsy elah andevo no resahako ry haja a !!!!!

Haja

FA ANDRINA MANAHONA MO ELA-TY no MANABANY olona manadevo olona MARARY SAINA. NY ANDEVO LETY MISY MANAK ARENA LAVITSA NO ELAH ARY AFAKA MANAKARAMA AN ary manaboto an- ELAH ARY BOLA ANDRINA SAINA NO ELAH . Lesona alaina @ zany MAHAIZA MIFANAJA . Asio fifanajana ny fiara monina . Tsisy ambony na ambany ny olona fa ny toetsa no ma habony ny olona

vahoaka

Ny tompony koolsaina no andriana ary izy no resahako teto ko inona no hidiran lah andevo @ zany no tao elah ndray no mamaly ? Inona no hidiran zay volanlah @ zany ? Sady efa mamorona tantara tsy izy akory no mbola complexé! Tsy hitako akory zay hataon lelenty ato fa resaka andriana ange ny ato fa tsy andevo hoatranlah e. Allez mande!

Haja

Je m’en excuse si ça blesse à d’autres

LE BIHAN Dominique

« Vidéo datant du 28 Février 1897, date de départ de Ranavalona III en Algérie ».
Vidéo très triste et très émouvante. Merci de l’avoir mise en ligne, mais il y a erreur.
Mpanjaka Ranavalona III a été arrêtée en son Palais à Antananarivo la nuit du 27 au 28 Fév 1897, après avoir été trahie, par Rasanjy (nommé ensuite Gouverneur Général de l’Imerina par l’adm colonial vazaha pour ses bons et loyaux services envers eux). La Reine a été demise de son Titre et la Monarchie abolie. Le long convoi à pied d’Antananarivo à Tamatave, vers l’exil force, a duré une semaine. Le Lapérouse a accosté à La Pointe des Gâlets le 14 Mars 1897. L’enfant (engendrée par un officier vazaha au Palais à Antananarivo) de la Petite-Nièce de 14 ans de la Reine est née le 15 Mars 1897 à St-Denis et a été baptisée en la Cathédrale de St-Denis. Ladite Nièce est morte en couches. L’enfant a été élevée en exil par la Reine. Elle est bien métisse vazaha et non Malgache pure, aux photos que j’ai trouvées dans les livres et sur internet.
L’exil forcé en Algérie était de 1899 à 1917/année de la mort de la Reine.

Jacques Razandry

Précieuses infos et précises. Merci beaucoup !

Mme Dominique LE BIHAN

Merci M. RAZANDRY.

Herivelo Rakotondrainibe

Tokony ho soratana ny tantaran’ i Madagasikara ary ny marina no tokony ho lazaina. Misaotra an’ireo nizara ny fantany ary mamporisika ny hisian’ny mpanoratra iray manangona izany ary hamaoka boky iray.

jeannine

d alefa am fandaharampianaran’ny ankizy amizay zany ny tantara e

haja

Ny tena tanatara ny gasy dia ao @ facebook jereo ny compte Valerie Manja . Très instructif

Rolline Isabelle Rajaona

Tsarava ,salama tompoko! Niteraka vavy tokana Ranavalona t@Ratrimoarivony vadiny voalohany fa tsy zanaky rainilaiharivony izan’y nafenina io zaza io mba tsy hamonoana azy tsy mitondra ny anaranay fa mitondra ny anaran- drainy izan’y hoe n’y taranak’i Ranavalona Avy amin’io zaza io dia tsy mitondra Razafindrahety zany mana taranaka io zaza io .Izahay dia taranany, mankasitraka mitombo hasina!

haja

Ranavalona 3 dia manana zanaka telo . Zanany voaloany dia Louise t@ printse Ratsimo ary fantatsy Rainilaiarivony ny fisin io zazavavy io. Tsy présente danger @ ny fisin io zaza vavy io satsy nareo mahay tsara ny toepasalaman io na ny problème l’allocution izany ny mouvement . Tsisy raison ( atony ) no amonony azy . Zanany faharoa dia Philomène ( Tsinônô ) t@ Premier Ministre Rinilaiarivony io ilay zaza nasitsika @ vahoaka . Ny atony : contrat ny firenena dia Rainiraiarivony manabady mpanjaka vavy fa tsy mahazo miteraka @reo . Nefa nisy ny tsy fakatoavana izany contrat izany teraka Razafinabolo philomène (tsinônô) de nasitsika tany an indrana . Nisy Rova spécialement natao tany an idrana Mapikony  » Manerinerina » itaizana io zaza vavy. Ary ny olona tany an indrana de niadradra io Philomène io ho mpajaka . Io princesse Filomène io no tena malala ny tantaran i Malagasy satry ny fitaizaina azy dia @ zany mihitsy IZAY ZAO NO TARANK IO Pr1cs Tsinônô io ( amgaba izay tsy mivola @ vato amakazo ). Ny zanany fatelo t@ vaza Armen

chris

Resaka tsy mitombona ary tsy mifanaraka @ tantara fa noforonina daholo zany. Fa na zany aza, misy taranaka andrian-dehibe tsy nifangaro @ hafa dia misy foana. Ary mora hita kely ra mahay tantara tsara.

kotobekibo

misaotra !
mba azonao lazaina ny tetiharan’ io zaza io?

rakotondrina

Tsarava, tsy afaka alefa ilay oronantsary , inona no tokony hatao fa liana be amin’ ilay resaka
Mitombo hasina.

Lamokany

Marina

Zaho

i Ranavalona III io ve mpanjakan’i Madagasikara sa mpanjakan’Merina? satria manko otran’ny t@foko Merina ihany no nisy fanavakavahana hoe: Andrina, Ova sy Andevo. Sady t@foko Merina ihany izy no nanjaka fa tsy eran’i Mada, ra za ianareo Merina dia tadiaviko izay taranaka mpanjaka izay de averina @laoniny ny Hiérarchie de race. Izany hoe: Ny Andrina, atao mpitondra fanjakana (Filoha, loholona, député, Maire etc), ny Ova atao mpamboly sy mpiompy (sefo fokotany farany ambony) ary ny andevo dia atao 4AMI na mpanasao gabone.

chris

Tsara ihany no mianatra kely vao mametraka commentaire isekely. Ranavalona mpanjaka an’ny Madagascar, Mpanjaka vavy merina izy fa nanjaka eraky Madagascar, satria ny Merina no natanjaka indrindra.

Ny resaka andriana/hova/mainty/andevo dia nisy eraky Madagascar (ary mbola misy h@ zao). Eto Imerina no nofoanan’ny Frantsay ny Fanjakana merina (donc fanjakana malagasy) fa eny @ faritra dia tsy nokitihina fa mbola misy Mpanjaka (zavatra tsara zany satria zay no mety @ fomba fomba antsika gasy).

Miandry ny fiverenan’ny fanjakana merina sisa isika @zao fotoana zao. Izany akory tsy midika oe ho averina ny fanandevozana.

Vohary

Azafady aminareo andriana havana. Mova tsy zanadrahavavin’ny mpanjakavavy ranavalona iii ny printsihitsy marie Louise?

Brandon

Sarasara tsy ambakaina,
Tsarava Tompoko,

Hamaly ny fanontanian’i Vohary aho.

Ratrimoarivony sy Razafindrahety dia niteraka zazavavy iray, talohan’ny nampamonoan-dRainilaiarivony an-dRatrimoarivony.
Marie-Louise Ravoninoro Ranavalozafimanjaka no anaran’io zazavavy io.
Nanambady an’i Andriambahoaka Ratsimihara Rainizoely, Lord Granville et Prince d’Ecosse izy. Ity Andriambahoaka ity dia metisy ary zanak’i Johnson , Comte de Granville et Prince d’Ecosse sy ny princesse Rahelinjanahary.
Maro ny taranak’izy ireo. Anisan’izany ny vadin’i Césaire Rabenoro. Ao koa ny fianakaviana Ramambazafy Ralainony, …sns…
Hita ao amin’ny internet ny antsipirian’ireo.

Fa ny momba izay zanaky Ranavalona III tamin-dRainilaiarivony dia mbola mila porofoina tsara.

Mandrosoa Hasina daholo ny Andriana rehetra.

RANDRIANARISOA Eugène

Tsarava Tompoko,

Tena mahaliana ahy ny ahita ilay video , saingy misy olana foana ilay izy, inona no mety ho antony?

Mich Rakoto

Miarahaba o!!

Tena rehefa nijery ilay video sy namaky ny resaka rehetra izay nisy teo ambony, dia tena mahaliana tokoa ra ny tantaran’ny madagasikara sy ry mpanjaka izay nisy. Tao anatin’ny resaka rehetra izay nifanaovaona teo ambony dia hita fa mifamaofao be ilay hoe vadin’ ran sy taranak’i ran ka hany na izahay namaky aza toa lasa nisafotofoto hoazay.
Koa mba misy sosokevitra kely ny ahy ra mba mety ny hanaovana  » Arbre généalogique » amin’ izay de hita tsara tokoa oe iza no nanambady an’iza ka niteraka an’iza.

Momba an’ilay resaka andevo sy hova sns izay nampifamaly an-dRanamana tetsy ambony indray dia amiko angamba tsara ra toa ka mba atao hivelan’ny ady hevitra ny reska fifamaliana sy ny teny ratsy satria ny soratra rehetra ato dia mitoetra ka afaka mamaky ity avokoa ny ankizy sy ny olona rehetra ka ho lasa rasty ny * image* sy ny tantara izay tokony hohita sy hofantatra.

Ny tsara ho fantatra fotsiny dia samy Malagasy daholo na Andriana na Hova na Andevo ary ihany koa samy manana ny hanitra hoazy, Andriamanitra tsy nanamboatra ny olona iray ho andevo na ho andriana fa isika olombelona no nanisy izay sokajy zay.

Misaotra indrindra e!

dago3

Bonjour,
De ahoana aloha ny fandehany ilay satroka very e !

Andrianjaka

Salama Isika 0344410257
Za mba mitady olona tena mahay ny raok andro Malagasy zay natao hiarovana ny malagasy. 0344410257.
Misaotra Tompoko

kotobekibo

hihihih !!

error: