Eslavage moderne à l'île Maurice

Accueil Forums Tsy rariny – Tsy norme Eslavage moderne à l'île Maurice

4 sujets de 26 à 29 (sur un total de 29)
  • Auteur
    Posts
  • #20178
    Anonyme
    Inactif

    De toute façons ilay karana ny andevozin ntaolo (mitovy oatra stage gratuis zany) sady afaka manambotra amni viols poussé dia misy améliorations ny capacité be soatsa é

    #20216
    Anonyme
    Inactif

    zava-misy matetika any MRU io resaka io…
    ny antony mahatonoga ny ambassade tsy dia hita loatra amin’ireny resaka ireny dia satria tsy afaka mana-pakevitra eo no ho eo izy fa tsy mantsy mbola manaraka protocole, maka alàlana avy amin’ny MEA, primature, Présidence, etc. izay vao afaka mihetsika. Ny hany azony atao mivantana dia ny manaitra ny fitondrana vahiny maka fanamafisana ny amin’ny toe-java-mitranga. 7 no isan’ny diplaomaty miasa ao amin’ny ambamad ao MRU, matetika miasa sabotsy sy alahady. tsy misy afaka loatra hivezivezy hijery an’izany…
    tsy tantara vao² ity zava-mitranga iray ity… ny mahagaga dia tsy mety fay ny gasy fa dia mobla mandeha any ihany.
    ny zava-misy mantsy dia amin’ireny mpanao afera ireny betsaka no mivarotra entana sy ny entany… matetika mihitsy ny hoe misy misavika ny vehivavy gasy any MRU ary tsy mahamenatra an-dry zareo tompon-tany ny tonga dia manontany hoe ohatrinona, na hoe amidy ve iny volamenanao iny? sns.
    tsy mahagaga ny zava-mitranga tahaka izany ary matoa ny maorisiana sahy manao zavatra tahaka izany satria fantany a vonona ny hanao an’izany ny gasy…

    #22662
    Alvateka
    Membre

    D’abords je suis nouveau, donc ma question est simple comment se termine votre histoire Monsieur?j’aimerai avoir des nouvelles à propos.Je suis vraiment intéressé, car j’ai beaucoup de famille là bas,et aussi ça m touche énormément: »gasy samy gasy donc je suis concerné aussi »

    #22757
    blackeagle
    Membre

    les mauriciens peuvent aller se fai.re en.tuber!! Morisiana ireo taoka minan`ny tsy fihinany manomboka androany

4 sujets de 26 à 29 (sur un total de 29)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: