Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
17/09/2007 à 21h44 #19835
mahazaza
MembreNanambady an-dRavololondrenitrimo tokoa ve Andriandambo ry Miadanandriana ?
1 – Andriandambo zanak’Andriantompokoindrindra, nefa Ravololondrenitrimo anabavin’ Andriamasinavalona ? Nefa zafiafin’ Andriantompokoindrindra Andriamasinavalona . Tsy be loatra ve ny elanelan-taonan’izy ireo ?
2 – Ny avy any Ambohimalaza anefa dia manambara tsara fa ny zanak’Andriantompokoindrindra lahy dia nanambady an’ ny zanak’Andrianjaka daholo …
Ka aiza tokoa ary no source ry Darafify … Raha misy « source écrite » ho an’y daholo be manambara fa Rasohanamanjaka dia anabavin’ Andriamasinavalona, dia ho gaga ihany aho.
Ary mba tantarao hoe ry Miadanandriana fa naninona no nisy Andriamasinavalona lasa ZanadRalambo tampoka tamn’izy ireo ?
18/09/2007 à 11h48 #19836darafify
MembreKa aiza tokoa ary no source ry Darafify … Raha misy « source écrite » ho an’y daholo be manambara fa Rasohanamanjaka dia anabavin’ Andriamasinavalona, dia ho gaga ihany aho.
Izay mihitsy anie no lazaiko hoe ianareo mihevitra mahay marina irery. Kanefa misy hafa milaza fa tsy anabavin’Andriamasinavalona Rasohanamanjaka fa zanany
115. Andriandambozozoro
Ravololondrenitrimo, anabavin’Andriamasinavalona, dia nanambady an’Andriandambo (Andriatompo k oindrindra avy any Ambohimalaza) ary niterakaan’Andriandambozozoro sy Andrianjakatrimo. Andriandambozozoro kosa dia nanambady an’an-dRasohanamanjaka na Rasohanana, zanakavavin’Andriamasinavalona. Niteraka maromaro izy ireo, ka isan’izany : – Andriamangarira, – Rafonizozor o , – Rabiby, – Andriamalama – ary Ranosy.
io no source ko : http://aviavy.awardspace.com/avn18.htm
ka aiza ny anareo e? Mba zarao ho hitan’ny be sy maro eto e!
18/09/2007 à 13h44 #19839mahazaza
MembreIzay mihitsy anie no lazaiko hoe ianareo mihevitra mahay marina irery. Kanefa misy hafa milaza fa tsy anabavin’Andriamasinavalona Rasohanamanjaka fa zanany
Ka iza ary moa no tena izy ? Tsy aleho ve manontany any amin’ny ry zareo avy any Ivatobe, Ambohimihakoja, Androhibe, Malaza sns …? Ry zareo avy any no tokony hinoana ve , sa izay any anaty boky ?
io no source ko : http://aviavy.awardspace.com/avn18.htm
Aviavy .. Ezaka be no nataon’ny namako tao, na dia misy ihany aza mety tsy hifanarahana.
18/09/2007 à 14h26 #19840lintello
ParticipantA tous, vous avez une source très riche : le Tantaran’ny Andriana.
Et pour les andriana, pensez à questionner vos ray @ dreny. Souvent, ils en savent beaucoup. Parfois, ils peuvent vous sortir de vraies photos (et pas des photocopies) de la Reine Ranavalona III.20/09/2007 à 20h56 #19847Anonyme
Inactif -
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.