Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 171 à 175 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #20342
    Anonyme
    Inactif

    Ce premier sommet, avec plus de 500 rois, princes, cheikhs, sultans, chefs traditionnels est unique, historique, pour l’histoire de l’Afrique et pour l’histoire du monde.

    En effet, l’Afrique est un grand continent où il y a plus d’un milliard d’habitants. Et c’est la première fois dans son histoire depuis des millénaires qu’ils se sont rencontrés. Ce sommet va certainement entraîner un grand changement sur le plan géo-politique mondial !

    #20360
    Anonyme
    Inactif

    Ny Fikambanana ZANADRANAVALONA ANOSIMANJAKA dia nanao Lanonanana goavana Fankalazana sy Fahatsiarovana ny andro nahaterahana, toy ny isan-taona, an’ ny razambeny RANAVALOTSIMITOVIAMINANDRIANA, zanaka vavin’ ny Mpanjaka ANDRIAMASINAVALONA araka ny tantara nolazaina, tamin’ ny 27-28-29 septambra 2008 teo, teny Anosimanjaka.

    Ny tarigetran’ ny Zanadranavalona, izay nohamafisina tamin’ izany lanonana goavana izany, dia ny FIHASINANA, ny FAHENDRENA, ary ny FIHAVANANA.

    Izany dia natao ho fanajana ny soatoavina sy ny kolotsaina malagasy, hanamafisana ny Fihavanana, ary hamoriana ny fianakaviana sy tapaka sy namana.

    Tonga nanotrona izany lanonana goavana izany, ho mariky ny firaisankina, ny solontena sy ny mpikambana avy ao amin’ ny Fikambanan’Andriana maro eto Imerina sy manerana an’ i Madagasikara, izay miray ao anatin’ny Fikambanana TARANAKA ANDRIANA MIRAY ETO MADAGASIKARA (TAMIMA), toy Ny Andriantompokoindrindra, Ny Andrianamboninolona, Ny Andriandranando, Ny Zanadralambo, ny Andriamasinavalona, ny Andrianan’Imamo, ireo solontenan’ ny Mpanjaka sy Andriana avy any anindran-tany, toy ny Sakalava Menabe, ny Sakalava Boina, ny Antakarana, ny Bezanozano, ny Mahafaly ary ny maro tsy voatanisa.

    Omby efatra no novonoina sy nandrahoana tamin’ izany lanonana izany, ary nomena ny nofon-kena mitam-pihavànana ny vahiny sy ny havana nasaina. Nandritra izany fotoana izany dia nisy ihany koa ny hira gasy, ny mozika sy vakoka malagasy, izay tena tsra sy kanto, nentinana nanafàna ny lanonana.

    Mankasitraka sy mankatelina ny Fikambanana ZANADRANAVALONA ANOSIMANJAKA, tamin’ izany hetsika goavana nataony izany, ho mariky ny Fitiavan-tanindrazana sy ny Fihavanana ary ny Firaisankina!

    #20362
    Anonyme
    Inactif

    L’Alahamady fêté à Ambohimanga:

    Le Rova d’Ambohimanga a pris des airs de fête, hier. Sur fond de fanfare, de flûtes, de tambours, de chants et de danses traditionnels, l’Alahamady a été évoqué, c’est-à-dire le « Taom-baovao » ou le nouvel An à la malgache.
    C’est le troisième nouvel An déclaré au compte du calendrier traditionnel malgache, depuis le début de l’année. « L’Alahamady est un jour de fête, de joie, de la purification, du bain et de la bénédiction », note Noël Randrianjatovonarivo, président de l’Office du site culturel d’Ambohimanga Rova (OSCAR).

    Plus d’un millier de personnes, y compris des touristes passionnés, ont tenu à célébrer cette tradition fort symbolique dans les anciennes époques. Elle s’est déroulée dans le plus prestigieux berceau de la royauté merina.

    « Célébrer cette tradition ne signifie nullement idolâtrie par rapport à la religion chrétienne (fanompoan-tsampy), à laquelle nous sommes tous adeptes, mais c’est la continuation d’une coutume, de la culture et de l’identité », soutient Ranarivelo, représentant de Zanadrano, c’est-à-dire les gardiens de traditions venant d’Antehiroka.

    Outre l’OSCAR, plusieurs entités se trouvent derrière cette célébration. On peut citer le regroupement des nobles à Madagascar (TAMIMA) avec quelque 60 filiations royales et princières, la représentation de certaines principautés telles celles du betsimisaraka et du Zanadranavalona Anosimanjaka, etc.

    La présence de Jean-Louis Robinson, ministre de la Culture et des sports, sur place a revêtu une importance particulière. Il s’est présenté comme le porte-parole du président de la République Marc Ravalomanana.
    Tolérance
    «La célébration d’une telle tradition ne devrait pas rester seulement une richesse culturelle. Elle pourrait aussi constituer une importante ressource économique », a-t-il spécifié.

    Sans vouloir entrer dans le vif d’une polémique au sujet de cette énième célébration du nouvel An malgache au cours d’une seule année, Ndriana Rabarioelina, président du Regroupement des nobles malgaches a déclaré : « C’est cette différence dans les idées qui fait la richesse de notre culture. Pour moi, le plus important reste la valorisation de culture traditionnelle ».

    De son côté, le ministre de la Culture a affirmé que « A la demande du président de la République, le ministère se charge actuellement d’initier des pourparlers pour unifier toutes les défenseurs de la tradition nationale ».

    L’Express de Madagascar:

    Date : 30-09-2008

    #20369
    Anonyme
    Inactif

    RAZAKANAVALONDRALAMBO – FIAKARANA :

    Nankalaza ny Alahamady koa ny ZANADRANAVALONA avy eny FIAKARANA (Marovatana) tamin’ ny alahady 05 oktobra 2008 teo. Soatoavina malagasy izay fanao isan-taona moa izy io, izay karakarain’ ny TERAKY RAZAKANAVALONDRALAMBO, zanaka vavy matoan’ Ny Andriambavy Ranavalotsimitoviaminandriandehibe teny Anosimanjaka.

    Nanao lanonana goavana izy ireo: Tao ny dihy kanto nataon’ ny andriambavilanitra, ny hira sy mozika kalon’ ny fahiny, ny afindrafindrao tsy azo avela, ny soa miditra sy ny mandihiza rahitsikitsika, ary indrindra indrindra ny famonoana omby sy ny fizaràna nofonkena mitampihavànana.

    Nanome haja sy vononahitra izany ny lanonana izany ny Fikambanana Taranaka Andriana Miray eto Madagasikara, tarihin’ ny Filohany sy ny Sekretera Jeneraly, ny Filoha sy ny mpikambana ny Terak’Andriamamilaza, ny Terak’Andriantompokoindrindra, ny Zanadranavalona Anosimanjaka, ny Teraka Zanadralambo amin’Andrianjaka, ny Terak’Andriamasinavalona, ny Andriana Bezanozano, ireo solontenan’ny Andriamanjaka avy any anindrantany toy ireo zanaky ny mpanjaka avy any Sakalava menabe, ary ny havana sy namana.

    Mahafinaritra sy mahavelombolo ny fahitàna ny malagasy izay tsy manadino ny soatoavina sy ny kolotsaina maha-malagasy, ary maneho ny fifankatiavana sy ny firaisankina!

    #20383
    Anonyme
    Inactif

    moi aussi je suis de manandriana, j’aimerai bien te connaitre

5 sujets de 171 à 175 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: