la réincarnation…..????

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire la réincarnation…..????

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 21)
  • Auteur
    Posts
  • #17643
    Anonyme
    Inactif

    ho an’ny mpanaraka fomban-drazana sasantsasany : ny famadihana dia fangataham-pitahiana  » hono » , ka misy ny mametraka tsihy avy namonosana an’ireo razana ho ao ambany fandrianan’ny mpivady, rehefa bevohoka ilay vehivavy dia  » inoana » fa velona ao @ ilay zaza indray ny fanahin’ilay maty, izay angamba hoy aho no mety heverina hoe ifandraisan’ny famadihana sy ny réincarnation, resaka finoana io é!

    ho ahy izay kristiana sady tsy mamadika no tsy avadika rehefa maty , dia mino ny ftsanganan’ny tena @ maty aho rehefa ho tonga eny @ rahon’ny lanitra i Jesoa Kristy hanangana @ maty izay rehetra efa maty , izay no finoan’ny kristiana resy lahatra, resaka finoana koa io é !
    izany hoe tsy afaka miara-dalana izany ny tena kristianisma sy ny famdihan-drazana raha ny hevitro fa asa izay fanazavana avy @ namana hafa

    #21071
    Anonyme
    Inactif

    dslé de te le dire mais si jété toi je resterai anémiste.

    #22617
    ELI
    Membre

    Misy réincarnation mazava be anaty Baiboly saingy hodian’ny kristiana tsy fantatra. Fa ny fanahin’Elia ilay tany amin’ny testamenta taloha no naiditra indray tao anatin’i Jean Baptiste, ary Kristy no nanazava azy, fa hoy Izy: « Jaona no ilay Elia izay ho avy » (Jereo MAL.3:23 dia ampitahao amin’ny Mat.11:13-14). Tsarovy fa niakatra velona tany an-danitra Elia, fa tsy nidina mivantana avy any akory izy fa tsy maintsy naterak’Elisabeth, dia toy izany koa Kristy raha nilaza fa nidina avy tany an-danitra Jao.6, fa tsy maintsy naterak’i Maria. Dia mbola misy diso fihevitra tahaka ny jiosy fahiny izay niandry ny fidinany avy any an-danitra ihany ve ny kristiana ankehitriny, raha mitanisa ny Ap.1:7 hoe: « Indro Izy ho avy amin’ny rahon’ny lanitra? » Aoka hisaina izay mamaky Baiboly fa sarin-teny mifono fanoharana ny 90%n’io.

    #22715

    [ Misy réincarnation mazava be anaty Baiboly saingy hodian’ny kristiana tsy fantatra. ]

    Mbarakaly ny tsirairay avy !

    Zaho koa kristiana protestanta nefa mino ny Réincarnation. Io finoana io dé mitondra vahaolana maro :

    – fanazavana ny hoe « zafy mpanahaka » : ireo dadabe na mamabe efa nodimandry no miverina / réincarnée en nos enfants
    – toy ny voalazan’ny namana tary aloha : « toerana toa efa nodiavina » , « notion de ‘Déjà vu’ « 

    Raha ny marina ny Jiosy koa aza mino ny Réincarnation fa any amin’ny Midrashim (commentaires) sy ny boky kabballa no mety hahitana izany fa tsy any @ Tanak :

    – ireo zanaky Joda 2 lahy maty tsy nananjanaka dia lazain’ny Rabin fa réincarnés ao amin’ireo zanaka kambana 2 lahin’ny Tamara (pour corriger le fait d’être morts sans avoir d’enfant = maty taranaka, izay toa ozona goavana tamin’ny jiosy … sy eo amintsika gasy koa mandrak’androany)

    – fanazavana iray ny « mort subite du nourrisson » : hoy ny rabbin misy fanahy sasany miverina fotoana fohy « juste pour corriger quelques erreurs tel une absence de circoncision » , et les juifs sont circoncis le 8è jour, et il y en a des nourrissons qui décèdent après l’accomplissement de cette rituelle.

    En fait Esdras et ces copains sacrificateurs ont réécrit la Torah après l’exile de Babylone (faits reconnus dans les différents Midrashim et autres livres hébraïques), et ont effacé tout ce qui ne cadraient pas avec leur idée de monothéisme (les doctrines de Melkisédek, polythéisme, réincarnation …)

    Merci pour votre attention
    zatovonirainy

    #22847
    missou
    Membre

    Moi j’y crois a la reincarnation.

    quand j’etais petite et qu’a l’eglise on me disait que les mechants allaient en enfer et les gentils au paradis, je me disais que c’etait injuste par exemple pour les enfant katmis qui font pas beaucoup de bien mais c’est pas de leur faute.
    Et pi la reincarnation ca me permet d’accepter des choses que je trouve inacceptables dans la societe, genre les gens ki souffrent. S’ils souffrent c’est ptet pcq ils ont fait le mal dans une autre vie. Je crois en une justice divine par dessus toute autre justice. Ca a rapport avec le karma

    la bible ne le souligne pas clairement mais elle ne l’exclut pas non plus. chaque religion apporte de tres interessants elements. Dans la christianisme, c’est la predominance du dieu quqi est amour et compassion surtout. mais c’est dans l’hindouisme qu’ils parlent le plus de reincarnation.

    En fait ils disent en gros qu’en chacun des etres vivants, il y a une minuscule etincelle du Createur/Dieu/l’Univers. Le but de la Vie c’est de trouver cette etincelle et de la laisser briller et grandir. Apres, ils disent aussi que la Vie c’est une ecole, ou il nous faut apprendre toutes les lecons possibles et imaginables avant de pouvoir quitter le cycle de la reincarnation et revenir vers Dieu.
    Et chacun, peu importe ou il est est sur son chemin vers Dieu, quoi qu’il fasse.

    Z’en dites-quoi?

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 21)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: