Que pensez-vous des gasy qui ne parlent pas malgache ?

Accueil Forums Blabla autour d’un café Que pensez-vous des gasy qui ne parlent pas malgache ?

5 sujets de 86 à 90 (sur un total de 117)
  • Auteur
    Posts
  • #19007
    Anonyme
    Inactif

    Havadika kely ny fanontaniana hoe, raha tera-tany vazaha ka mipetraka any madagasikara. inona àry no teny hofehezin’ilay zaza?
    Arakaraky ny fitaizana io , indrindra ny tsy fanambaniana ny teny malagasy eo imason’ny ankizy. Satria rehefa hitan’ny ankizy fa ny lehibe dia tsy mitia an’ilay tenin-drazana na manambany azy, dia tsy ho tiany ihany koa.
    Inona àry no antony hiresahan’ny ankizy any madagasikara amin’ny teny vazaha? Satria mihevitra izy ireo fa ratsy ny teniny na mahamenatra raha misy ankizy miteny vazaha ka izy hiteny gasy.
    Toe-tsaina daholo io e, andrandrao ny teninao dia fehezo koa ny an’ny hafa.
    Manana havana iray izay aho any madagasikara, ka tsy haiko na inona loatra no tiany holazaina fa isaky ny miantso aho dia anontaniany foana hoe efa vazaha, tsy mahay miteny gasy intsony angaha? misy eson-teny kely ilay izy. Nefa izaho miteny malagasy ranoray aminy fa ny hoe vao mahazo azy aho dia miteny hoe  » allô OUI? » , aminy izany dia fihetsiketsehana. Avy eo ianao dia tonga dia sadaikatra aho satria tsy manana eritreritra akory ny hanao izany.
    Noho izany dia misy ihany koa izany ireo voan’ny « complexe » na amin’ny teny malagasy na amin’ny teny vahiny.

    #19042
    vanilla
    Membre

    Manao ahona daholo o ! Teny malagasy milay e ! Izao teto Frantsa niteraka fa miezaka aho mianatra miteny sy manoratra, indrindra manoratra satria ilay miteny mahay ihany à force de miheny ny havana sy ny sisa. Fa ilay manoratra no somaro mafo ihany satria tsy misy mahapianatra… Fa ny mahagaga aho foana ilay olona mihomehy anao satria hafahafa ny accent anao , izao aza miezaka ! Bonne nuit daholo dia azafady raha feno diso zany zavatra soratako .

    #19122
    archenciele
    Membre

    Havadika kely ny fanontaniana hoe, raha tera-tany vazaha ka mipetraka any madagasikara. inona àry no teny hofehezin’ilay zaza?

    Raha miteny francais izy mivady de mazava ho azy fa ampianarany amin’ny college de France ny zanany, any manko misy olona afaka miresaka tsara amin’ny izareo sy mifandray.
    Be dia be ny zanaka vahiny mipetraka any dago tsy mahay miteny Gasy

    #19156
    Anonyme
    Inactif

    Be dia be ny zanaka vahiny mipetraka any dago tsy mahay miteny Gasy

    Mahagaga. Ra za ohatra no makany any Chine tampoka dia je peux t’assurer fa afaka eritaona dia mahay miteny mandarin za, na dia base fotsiny aza. Olona tsy ampy QI kosa angamba zany na be zesta fotsiny.

    #19161
    Anonyme
    Inactif

    Sois fier d’être un malagasy ! Si tu parles encore cette langue, alors essaie par tous les moyens de la maîtriser ; par exemple en dehors de chez toi ( boulot, école etc..) parle la langue du pays voire de la ville d’où tu es ( français, anglais…) mais dès que tu es arrivé chez toi, à la maison, parle le  » malagasy » avec tout le monde, ta femme, tes enfants et même les bébés . Ils vont te répondre en français ou en anglais, ce n’est pas grave, mais toi, continues à t’exprimer en malagasy. Tu verras, au début ça va être difficile pour tout le monde de s’exprimer mais à la fin vous aurez un terrain d’entente et que même ton bébé sait qu’avec toi, il faut parler le  » malagasy  » !!!
    Mais de grâce arrêter de parler français avec vos enfants si vous savez que ne maîtriser pas cette langue ! Vous allez souffrir ; parler le français, ce n’est pas seulement du  » sujet + verbe + complément  » ; vous n’êtes même pas capable de faire dégager vos sentiments . Tout cela entraine que vous savez plus communiquer avec vos enfants surtout ! Le courant ne passe pas, l’éducation que vous voulez faire passer à vos enfants vous file entre les doigts…etc C’est la honte. !!! Votre enfant est à cheval entre 2 cultures :
    – la culture malagasy et française ….
    Un acculturé… Culture française, nulle…culture malagasy pire que nulle…!!!!
    Regardez autour de vous, vous verrez que c’est la honte de ne pas parler sa langue maternelle. Ne renier jamais votre origine, que vous soyez mérina ou côtier… Une chose est sûre, vous ne serez qu’un « vazaha » taratasy ! Ne rêvez pas trop que vous êtes en France et vous serez un « blanc français » !
    Je suis désolé mais sois réaliste un tout petit peu !
    Salut le malagasy pur ! T’es même pas un beurre attention !!!
    VELOMA TOMPOKO !!!

5 sujets de 86 à 90 (sur un total de 117)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: