Que pensez-vous des gasy qui ne parlent pas malgache ?

Accueil Forums Blabla autour d’un café Que pensez-vous des gasy qui ne parlent pas malgache ?

5 sujets de 91 à 95 (sur un total de 117)
  • Auteur
    Posts
  • #19162
    archenciele
    Membre

    Be dia be ny zanaka vahiny mipetraka any dago tsy mahay miteny Gasy.
    Mahagaga. Ra za ohatra no makany any Chine tampoka dia je peux t’assurer fa afaka eritaona dia mahay miteny mandarin za, na dia base fotsiny aza. Olona tsy ampy QI kosa angamba zany na be zesta fotsiny.

    c’est un chois, rehefa misafidy izy ny tsy hiteny gasy de anazy izany , it’s his or her problem. Na 100 taona arany izy no hipetraka any de ka tsy hahay teny gasy de anazy izany………..Je ne vois pourquoi c’est un Big deal…………it’s none of our business………

    #19164
    fleurdeglace
    Membre

    it’s none of our business………

    je suis d’accord avec toi mais on débat juste sur le fait que c’est une honte de ne pas parler sa langue maternelle…ceux qui ne peuvent pas, on les plaint alors ceux qui en ont l’occasion et la possibilité de le faire c’est tout simplement stupide de ne pas essayer…y a que les malgaches qui ont honte de leur langue….

    et n’est ce pas quelque chose d’extraordinaire de voir un enfant bilingue?c’est qq part pour moi une marque d’intelligence…

    enfin ,chacun sa vie comme on dit…

    #19174
    Anonyme
    Inactif

    Je suis Français marié avec une Malgache et notre fils de 19 ans, bi-national comme sa mère et vivant avec nous en France, est aussi dans ce cas. Lorsque nous allons passer de bons moments en famille à Madagascar, notre famille, parfaitement bilingue, s’exprime en français. Notre fils reproche quelque fois à sa mère de ne pas lui avoir appris le malgache lorsqu’il était petit; mais comme il n’est jamais trop tard pour bien faire, il pense profiter de ses séjours de vacances à Madagascar pour apprendre sa deuxième langue maternelle.

    #19186
    Anonyme
    Inactif

    Salama e! Azo lazaina hoe misy tranga 2 mety hiseho:
    1) gasy efa lehibe tonga an-dafy
    2) gasy teraka tany ary tsy matetika mandeha dago
    Ny voalohany dia azo lazaina hoe zesta sady fanariana tsotra zao ny tenin-drazana noho ny fisainana lomorina satria izy ihany no tsy tia ny azy! Mahamenatra!
    Ny faharoa tsy dia azo omena tsiny loatra satria ireo RAR mety nihevitra fa noho ry zareo any an-dafy dia tokony ny teny vahiny no himasoana dia na ry zareo aza tsy miteny gasy mba hianaran’ny ankizy akory. Ireo RAR zany no tena tokony disoina sy ompana fa vendrana sy tsy mahay mandanjalanja ny ho avin’ny zanany! Marina fa mety efa mihevitra ny tsy mba hody any an-tanindrazany izy ka nanambany sy nanao tsinontsinona ny fiaviany nefa mba toetra mendrika ve izany? Enao ve efa nahita olona tany france ohatra mba niezaka nianatra ny teny gasy raha miresaka @ gasy tonga any? Tsy hihomehezany aza enao hoe tony koa mitonatonana aty nefa tsy mahay miteny frantsay akory!! Nefa mba jereo anie ireo vazaha tonga any amintsika e, isika ndray no mahatsiaro menatra sy vendrana raha tsy miresaka teny frantsay @ izy ireo!!! ka aiza moa izy no hianatra ny teny gasy? ny gasy eo efa mi-zesta mahay ny fiteniny? Any Coree dia alefa @ tele sy eny @ reny takelaka sy peta-drindrina fanaovana dokam-barotra ireny mihitsy izao teny izao :  » if you want to survive in Korea, learn korean « . Asa raha mba asiana an’izany any amintsika any manahoana? Tsy ho simban’ity  » atavisme » nolovaina t@ mpanjanaka ity foana ny saintsika gasy ka raha vao mahita vazaha na vazaha tsy haninontsianinona aza dia miondrika ambany foana!! Tsara ny teny gasy ary manja ny gasy ka tsy misy tokony hahamenatra e! samia misaina!

    #19187
    Lantosoa
    Membre

    Salama daholo ary Bonne St- Valentin ho an’ny mpifankatia rehetra!

    Tena marina ny anao Ragasy a! Manaiky mihintsy aho @ izany lazainao izany. Soa ihany fa niteny gasy tamiko foana ny tao an-trano fa mety efa very tanteraka ilay tenin-drazana raha tsy izany. Ny RAR mihintsy no tena mila miheritreritra fa mampalahelo ilay ankizy tsy mahay miteny gasy. Tsy misy azo atao mahamenatra izany fa tenin-drazana io. Fa maninona ary ny teny frantsay, anglisy, espagnol, sinoa sns dia mazoto ery ianareo RAR hampianatra an’ireo teny vahiny ireo an’ilay zaza? Kanefa ny teny malagasy nahazatra sy nahalehibe anareo dia ariana faty fa tsy ampianarina ny ankizy?

5 sujets de 91 à 95 (sur un total de 117)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: