Must see

VIDEO. Une étudiante malgache refuse de demander la nationalité française

Pour la grande majorité des Malgaches, acquérir la nationalité française, c’est un peu comme avoir le Graal. Il faut reconnaître que ce petit bout de papier facilite la vie, surtout lorsque vous vivez en Europe. Mais depuis quelques temps, quelques « Malgaches de France » refusent de demander la nationalité française (voir vidéo en fin d’article).

C’est le cas de Raharinarivonirina Aina, une jeune étudiante malgache qui a suivi ses études en France. Son histoire et son point de vue fort intéressant et courageux nous ont interpellés. Nous vous invitons à regarder son interview en vidéo par nos confrères de la Chasse-info. N’hésitez pas à commenter tout en restant respectueux et constructifs.

S’abonner
Notification pour
guest

37 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Laolina

Je suis étonné qu’elle dise ne pas trop savoir parler malagasy?

Hani

Dia aza mangataka fotsiny retsy fa zany ve dia mila ankalazaina a ? Mampihomehy koa indriko, otran oe mampidera henakisoa amin’ny olona maty mosary

TODJO

Il faut être résident permanent POUR faire une demande de nationalité française. La demande à du être refusée avec un titre de séjour d étudiant. Voilà la réponse

Ninie Manase

Ha3 na nangataka aza ianao ry aina tsy nahazo mihitsy misy aza efa 20ans de vie en France fa mbl miaina @titre de sejour ian a raha tsy hoe vazaha anga ny parentnao ka mety ho possible ny ahazoana nationalité fa mbl tantara b koa izany satria ianao efa majeur donc ils refuseront ta demande ref tsy par filiation en tant que mineur droit soli tsy niala tany mihitsy par mariage tsy mahazo nationalité FR zany.Tsy aiko hoe tsy azony v zany misy ny internet afaka njery ianao ireo condition d’acquisition de la nationalité française io ary enao 4 ans lazainao fa tsy dia mahay mteny gasy intsony misy olona efa niaina tany fona retraite zao zareo fa d misosa tsara ny teny malagasy.

Befamaly

Tu en savais quoi sur elle?!!!

Lol

Rien à voir, elle veut pas demander la nationalité française c’est tout. Pourquoi vous inventez des trucs qui a rien à voir?

Razaka S.

C’est faux ce que vous dites. Ma soeur aussi a etudié 4 ans en France et au bout de ce temps, elle a recu un courrier lui stipulant qu’elle peut acceder a la nationalité française si elle se présente a son interview. Elle aussi n’a pas voulu de cette nationalité et estimait qu’elle est malgache et que c’est largement suffisant.
Izay fomba fijery manao tsinontsinona ireo olona tsy mitovy fijery aminao izay hoy aho no anisa’ny fanetry lehibe tsy hampivoatra mihintsy ity firenentsika ity. Fa maninona kay ra tsy manao fiteny toy io fotsiny. Lazao ny hevitrao satria zonao izany fa hajao ny hevitry ny haja fa zony izany ary tsy azonao hitsakitsahina.

Malala Lam Yee Man

Zay le mahavoa atsika Malagasy zay , matikambo @ na pas , ko ratsy moramora ty mangataka nationalité ko !!??? Na nangataka aza tsy ahazo moramora koa ehhh . Ses mba miezaka oa fa mapme , zahay nanambady vita soratra aradalana , afaka 15ans vo nahazo , nefa 20ans nipetraka taty . Aza mapme fa mikisakisa andanan de mila ary ehhh !!!!

Ramparany

be kritika beuhhh ny mahavoa antsika, mahaiza manaja ny hafa e

Zaka Maro

miadry 15 tao na ve vao nahazo?!!!
Olona mihanahana izany ianao no tena marina.
Nisy olona fantatro 2 taona dia azony rehefa vita ny « transcription ».
ianao no varimbariana nandritra ny 15 taona knooo

Lol

Tsy azonao le izy ry Lam Yee Man. Kely loha loatra!

Ramparany

Misaotra anao amin’ny safidinao ! Safidiny io ka izay tiany atao e !

Grenoblois

Ramparany izany koa ilay karazan’olona efa retraité any andafy ary tsy mahalala afa-tsy ny tenany an ! Tsy mijery ny antonanton’ny an’ny hafa !

Hoby RAMASO

Raha ny hoe magataka naturalisation par le biais de ses études zany kalo aty Frantsa d sad tsy mora no tsy hahazo mitsy… Ny gasy manambady Frantsay az bola miaina @ carte de séjour minimum 5ans sy nanana vie commune tsy tapaka mitsy vo mahazo zany. Aleo mitsotra hoe mora koko ny fiainana any akaiky papa sy mama any Madagascar ary indrindra raha manakatao ny rai-aman-dreny toa zay hi galère aty Frantsa. Indrindra mo hoe mapianatra tena ka hanomboka hitady asa d hiova statue miala maha mpianatra hiova hoe salarié permanent na hataoko az hoe hiova vadina frantsay aza e tsy mora ny magataka zany ary tsy azo mora zany.

RAMAROSON

Efa 17 ans aho izao no teto france fa mbola tsy nahita hoe noterena izany mangataka nationalité zarany aza ianao tsy mangataka ary mbola ady sy tolona b ny hahazahoana azy,ttsy aman jatony no tadiaviny avy eo rehefa mangataka ianao,sady mbola tsy fantatra na hahazo na tsia,asa angaha tsy fantatro ny cas-ny..

Befamaly

Ianao angama mahita hoe nisy nanery izy ?

Rado

Za nanontanin’i vazaha dia nalaiko ny ahy, fa tsy midika hoe adino Dago.
Fa mpialona aloha misy faona.
Avy eo safidiny tsirairay io.

Pfff

Certains ont pas compris ici! elle en veut pas de la nationalité française, donc elle fera jamais la demande, point barre!

patricio

elle a bien raison , elle aucune obligation d’être française pour réside en France
une carte de séjour ……suffit

Mamy

Ce n’est pas une perte pour la France. Elle ne perdra pas une physicienne. La France depense déjà des fortunes pour entrenir les fainéants et parresseux. Les gens styles qui sont malades imaginaires ou fatigués mais sans rien faire sauf la sieste bien sûr. On en avons assez chez nous MERCI. La France à bien raison de durcir les conditions d attribution.

Olga Johnson

De nationalité Française…., ny fanjakana frantsay tsy mangataka an’iza iza ho frantsay, hianao noho mitady sy mangataka, tsy azoko ny anaovana tatatra sy fanazavana eto, ireo malagasy manana io zoa io dia ny MALAGASY nanana na manana dadabe na nenibe, ray na reny efa nizara io, ny sisa dia nangataka vao manana torak’izany ko ny zaza teraka eto dia mangataka rehefa tonga ny majorité ny akaotr’izay dia ireo manambady métropolitain(e) na koa ireo avian’i DOM TOM, tsy izany koa noho ananbadina frantsay é. Tokony tsy nianatra tany France fa tany firenena afa, ny MALAGASY dia polyglotte, afaka mandeha partout, masositra sy mankaleo ny olona oatran’io tovivavy io, mandrora mitsalina an, misy universités betsaka any M/car, ary koa mahay ny MALAGASY, rehefa tsy frantsay taratasy dia ALEHO migadra any amin’ny TANINY TENA TOY IZAY MAHANTRA ATY TANINY N’OLONA É .opinions io an, ary raha manana asa aradalana koa dia tsy misy problèmes fa omeny ny carte de séjours sy carte de travail é , ny avenir nareo ankizy dia any M/car, betsaka ny ilana nareo, firenena vao misondrotra i M/car,

Tony

Vous êtes drôle sur ce site vous avez réellement cru qu’elle n’allait pas se faire descendre, bande de naïf après elle fait ce qu’elle veut mais dans ce cas là pourquoi être venue en France ( je sais elle a répondu) mais elle a aussi dit que elle a très vite déchanter mais meuf t’est resté 4 ans des gens con il y en a partout là elle crache juste dans la soupe tu tien pas 4 ans en France si tu n’aime pas du tout tu était libre de rentrer, dans le fond je comprend ce qu’elle veut démontrer mais c’est pas la meilleure façon de faire ( je sais pas non plus comment faire hein ) fierté mal placé ou réel envie de changer les choses ?

Toky

Pkoi tu la descends? elle en a rien à foutre de ton commentaire, elle a ses convictions et basta, passe ton chemin si t’es pas content, laisse la vivre!

Nini

Ha3 ataoko hoe adala ka hedry. Vehivavy tsisy saina. Ka inona no nilangalagana taty France. Raha izany. Fa tsy nijanona tany dago nianatra. Ary tsy midika mihitsy hoe manana nationalité française de hiova ny toentsaina. Ny marina dia nagataka nationalité française mademoiselle aina fa tsy nahazo dia blabla be. Sady tsy possible zany hoe 4 ans zany nianatra taty de ahazo nationalité française. Misy ary olona efa aty efa nipetraka 17 ans mbola carte de séjour foana zany hoe carte résident. Ka I dry vao 4 ans de hoe Ha3 madehana mody aloha de madinika tsara aminy manaraka

maharo

Matikambo iray minitra, hambo diso toerana, firifiry moa ny malagasy mitady mba ho any France fa voasakana,elle crache sur la soupe,naninona no nanao fianarana tany raha mankahala ny toerana sa efa tonga amny tanjona de haratsina

Naina

Raha te ho tena gasy dia adinoy ny fivavahana vahiny fa ny fitahian’ny razana ihany no mety antsika gasy. Soyez fier de votre culture respecter le famadihana. Jereo fa ireo izay nitana sy ny nanaja ny finoan’ny razabeny sy ny kolotsainany no tena tafavoaka izao (japon, inde, Europe …)

Brandon

Oadray !! Fa angaha ny famadihana no fototry ny kolon-tsaina malagasy ? Taiza no nianaranao an’izany ? Ny Andriana izao dia tsy mamadika izany fa tandremo ny miteniteny foana.

Besaina

Manana talenta ity tovovavy ity satria manam-peo mihavaka ara-tsonia. Azo hampitaina @ Lara Fabian, koa mety tsara manandrana « The voice ». Ny mahakasika ny zom-pirenena indray dia safidy malalaka io koa tsy hifanerena na hifanomezan-tsiny, na ho an’ireo izay maka, na mandà izany. Ny ahazona azy indray mbola zavatra hafa iny. Koa hajao ny safidiny. Misy tokoa ireo malagasy manan-talenta sy manam-pahaizana dia tsy fantatra intsony raha tsy miresaka aminy ianao satria ny anarany efa niova. Rehefa tonga eny @ faran-tampony mantsy ny olona ohatra ireny dia miova anarana noho ny antony maro samihafa. Izay angamba no tsinjony dia nanapahany hevitra ny tsy hakany zom-pirenena hafa. Ary mino sy manantena izy aoriana fa hanana ny ampy Gasikara hanohanana azy mba hahatonga azy any amin’ny faran-tampony. Izay matetika no sakana satria raha hitety izao tontolo izao ianao dia mila matanjaka ihany ny kitapom-bola. Mirary azy sy Gasikara ho tonga @ izany tanjona izany no zavatra tsara sy mety indrindra tokony ho fanirian’ny rehetra.

Rado

Misaotra anao @ fankasitrahana

Moiroud

Pourquoi pas 2 où + de nationalités, mais elle a (sa) raison, une nationalité c’est déjà bien, foutons lui la paix.

RAZA

Tsotra ny teniko : « ny tapany ihany no mikobana » ary izao no atao hoe « firinga mievitra »….Tsy misy ary tsy hihisy ny hoe « convocation » na « lettre d’information  » avy amin’ny fitondrana Frantsay ka IZY INDRAY NO MANASA NA MIANTSO ANAO hangataka nationalité…FAKE, FAKE daholo n y sisa… Non mais….c’est la honte…Pourquoi Koolsaina s’évertue à être complice d’un tel mensonge. Beaucoup de compatriotes Gasy ont leur dossier de demande de nationalité en cours…ce sont des doctorants, des medecins FFI, des maîtres auxilliaires pour pouvoir passer le CAPES et l’agregation…ne croyez vous pas que votre publication sera un peu néfaste à leurs démarches ? Si cette fille réfléchit un peu c’est vraiment absurde ce qu’elle dit et ce qu’elle fait !!! 4 ans en France ? elle a eu quel diplôme ? (avec le système LMD il faut 5 ans au moins pour la philo qu’elle prétend étudier !!!!)
Je respecte ce site et c’est pour cela que je reste poli mais vous méritez vraiment à être mis dans le rebut des informateurs….
QUAND ON N’A A DIRE…ON SE TAIT !!!!;)

MDR

Enao ko zany de tena dondrona. Vakio tsara aloa ilay article de jereo tsara ilay video fa tena ambany loatra zany niveau de compréhension zany ka lasa ianao ndray no fako eto. Quand on comprend pas, on se tait 😉

Analyste

Beaucoup de polémique pour rien! cette fille a juste dit qu’elle ne veut pas demander la nationalité française, elle refuse, elle en veut pas, elle veut pas faire la demande, ça l’intéresse pas et le titre et l’article sont clairs! et certains inventent et disent qu’elle a fait une demande et que c’est refusé! achetez vous un cerveau si vous comprenez toujours pas, vous faites tous pitié!

Balita

Avoir la nationalité d’un paye Européen presente tout de meme des avantages. Surtout si tu souhaite visiter tous les pays du monde. Si notre jeune etudiante souhaite faire un saut a Londre avec des copines, elle aura a déboursé 86€ de visa + des surcouts faramineux de dossier, sans compter sur les tracasserie administrative et l’incertitude d’obtention de l’objet demandé. Beaucoup des dirigeants precedants et actuel de Madagascar ont la double nationalité et il y a bien des raisons à cela. Le passeport français est 3ieme sur le rang des passeports le plus puissant du monde. Il permet d’entrer dans 160 pays sans visa. Il se situe derrière la Corée du sud et singapour (1ier ex aequo) . L’Allemagne et le Japon sont 2ème ex aequo. Je trouve que la vie est trop courte pour avoir ce genre de scrupule alors que le monde s’ouvre â soi. C’est juste une opinion mais je respecte celle de cette etudiante.

.libe

Le passeport Français vient d être classe premier au monde en intégrant le critère de possibilité d emploi dans un pays étranger.
Il faut 7 ans en France pour pouvoir demander la nationalité.
Cette fille Ment, elle n’a pas la possibilité d avoir la nationalité,a moins d avoir un parent français.
Donc elle ne « refuse pas » puisque la possibilité n’existe pas.
4ansn’est pas suffisant pour son diplôme,il en faut 5.
Elle a du rate sa 4eme année,vois sa bourse supprimee.,et l’obligation de rentrer !
Cette fille est juste une Afabulatrice…

Aody o

Tena variana ihany aho @ le toetra ny gasy sasany e, amiko ity tovovavy ty dia tia tanindrazana, manana ny maha izy azy, mirehareha ny maha malagasy azy, de misy mamely azy ny sasany.

Ilay Anja Rama indray tsy tia ny tanindrazany, milaza oe tsy hilaina ny teny malagasy, dia mbola misy miaro ihany.

Ka tsy mahagaga ra tsy mandroso isika. Mety 70% no tia tanindrazana, fa misy 30% tena mandoto tsy tia, ka mila foanana reo 30% reo vao tafita isika.

Rabry
error: