andriana,andevo,côtier,merina : hifankatia dia hivady sy hifampisipa sa hifangarika ?

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire andriana,andevo,côtier,merina : hifankatia dia hivady sy hifampisipa sa hifangarika ?

5 sujets de 31 à 35 (sur un total de 49)
  • Auteur
    Posts
  • #20570
    Anonyme
    Inactif

    Mépris. Oh que non. Mais essayer de voir autre chose que votre vision. Nous voulons rester entre nous ? Quel est le mal ? Vous voulez avoir un esprit d’ouverture ? faites le aussi, mais surtout ne dites pas que ceux qui ne sont pas comme vous sont méprisables. Je cite ce qu’une idiote a mis plus haut :

    izahay koa tsy te hifangaro amina olona iva toe-tsaina toy izany

    #20571
    Anonyme
    Inactif

    Je partage mon amitié, mes loisirs , mes passions … avec ceux :

    -qui n’ont pas les mêmes ancetres que moi
    -qui n’ont pas les même coutumes que moi
    -qui ne partage pas mon histoire ni mon passé
    -qui ne sont pas de la même couleur de peau que moi
    -qui ne parle pas la même langue , ni le même dialecte que moi
    -qui ne pratique pas la même réligion que moi
    -qui ne vient pas du même pays que moi
    -qui n’ont pas la même richesse financière ou culturelle que moi
    -qui n’ont pas le même niveau d’éducation que moi
    -qui n’ont pas eux le même parcours professionnel que moi
    -qui n’ont pas la même considération sociale que moi
    -qui ne sont pas « de souche » mais ayant différents ancêtres mélangés.
    -qui sont métissés, binationaux, multiculturel.
    -qui ….
    bref , la liste est trop longue….

    Mais, ma famille ne contracte des alliances matrimoniales qu’avec les andriana.

    Tout est dit comme vous dites.

    #20572
    Anonyme
    Inactif

    désolé, je ne vulais pas mettre l’idiote, mais idiotie. C’est partie trop vite. Autant pour moi.

    #21765
    Ampandrana
    Membre

    Bjr « za ihany ». Mbola misy aloha ny mitazona io zavatra io. Raha ny amiko manokana dia tsy mampaninona anahako ny miresaka izany. Misy mantsy ny olona vao resahina hoe Andriana dia sorena. Tsy hitako izay masositra amin’izany, tantara daholo izany. io miankina amin’ny tsirairay e. Amiko aloha tsy mampaninona ahy ny resaka andriana izany fa izao kosa aoka ny tena andriana ihany no hirehareha amin’izany andriana izany. Misy mantsy ny olona vao misy ilany andriana(ohatra hoe andrindray fa tsy andrindreny na ny mifamadika amin’izany) dia midehaka sahala amin’inona, manjary lasa foza orana be ilay hoe andriana. Aiza koa izay anontaniana rehetra dia miseho ho azy ho andriana. Raha misy olona miteny hoe tsy misy izany intsony dia izao fotsiny, rehefa tafiditra amina fianakaviana iray mbola mitana io ianao dia miova ho azy. Izahako izao taloha dia tsy nahalala izany andriana, hova sy andevo izany, fa rehefa niaraka tamin’ny fiance-ko izao za dia lasa misy complexe kely ihany. Ny fiance-ko zao dia izao andrin-dray no sady andrin-dreny dia mizesta sahala amin’inona ireny.
    Raha momba ny hoe merina sy cotier indray dia io efa nolovana tamin’ny razana tany aloha tany satria taddidio fa tafiditra ao amin’ny philosophi-ny Malaizianina ny endogamie izany hoe tsy mifangaro amin’ny race hafa fa ny arabo sy ny afrikana dia exogame izany hoe tsy sarotiny. Koa amiko aloha dia aleoko miaraka amin’ny olona mitovy fiaviana amiko ihany satria fomba tsy mitovy no manahirana.
    Raha resaka andriana indray dia hoe ny andriana tsy mahazo manmbady olona tsy andriana. Marina izany fa saingy izao no tadidio, ny samy andriana anie misy tsy mahazo mifanambady. Ohatra ny andriandahy andrianamboninolona izao ohatra dia tsy mahazo manambady andriambavy taranak’Andriamasinavalona na zazamarolahy na zanatompo izany hoe ambony firazanana aminy.

    #22448
    Anonyme
    Inactif

    Amiko aloha tsy mampaninona ahy ny resaka andriana izany fa izao kosa aoka ny tena andriana ihany no hirehareha amin’izany andriana izany. Misy mantsy ny olona vao misy ilany andriana(ohatra hoe andrindray fa tsy andrindreny na ny mifamadika amin’izany) dia midehaka sahala amin’inona, manjary lasa foza orana be ilay hoe andriana.

    izay mihintsy e! manjary tsy apetraky ny olona amin’ny toerana tokony hisy azy intsony ny andriana noho ireny tsy andriana misoratena ireny sady betsaka an!
    na izany na tsy izany misy ny Hasina ary na tsy be resaka aza dia fantatra foana hoe reny ny tompony reny e!

5 sujets de 31 à 35 (sur un total de 49)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: