RESTER VIERGE JUSQU'AU MARIAGE, Pour ou contre?

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation RESTER VIERGE JUSQU'AU MARIAGE, Pour ou contre?

5 sujets de 101 à 105 (sur un total de 137)
  • Auteur
    Posts
  • #20969
    Anonyme
    Inactif

    ary élà ty ry Hflash karazan’ reny olona mpivavaka be reny e? sa ? ny ahy alou ny fomba ndrazako tsy mba mahamenatra ahy ka zany virginité zany fomba mbazaha zany. Aleoko manambady vehivavy mba manana expérience @ fiainana. Zany ny hendry

    #20982
    Anonyme
    Inactif

    Ny gasy leity tena sarotiny t@ io virginité io an zay daolo no mahatonga le fitenenana oe mitary bady tsy vita vody ondry . zany oe tsy afaka miaraka ny lahy sy vary raha tsy vita fomba

    #20985
    Anonyme
    Inactif

    Ny gasy leity tena sarotiny t@ io virginité io an zay daolo no mahatonga le fitenenana oe mitary bady tsy vita vody ondry . zany oe tsy afaka miaraka ny lahy sy vary raha tsy vita fomba

    ça ne veut pas dire que les malgaches tiennent à la virginité!!!! pfffffff! andana mivoaka kely ianao io, de diniho tsara ny fomba ndrazanao ary aza menatra @ zany fa mirediredy eto fotsiny. Tsy mba fomban ‘ny gasy mihitsy zany vierge zany. Aretimbazaha zany, surtout reo tavaratra reo. De mba mahaiza miaina fa aza de variana @ io christianisme io foana fa io ihany no mampirediredy anao eto. Any tsy hainao tsony ny tena fomba drazana gasy!!!!!

    #20991
    Anonyme
    Inactif

    ouaiii!!!!il faut rester vièrge jusqu’au mariage.J’ai ke 1… ans et je pns ke rester vièrge jusq’au mariage,c’est important.Ce serait vremn special si t’offre ta fleur à ton mari.PAS VOUS???????????

    #20992
    Anonyme
    Inactif

    Euh non ! pas moi !

5 sujets de 101 à 105 (sur un total de 137)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: